04/04/2021
Nohon'ny situation misy dia voatery ho reporté-gna ny événement-ntsika saiky ho atao amaraigny 04 Avril 2021 ao @ Bamboula Dancing.
Ho ampafantarinay arakaraky ny ho mety fivoaran'ny situation sanitaire eto amintsika ny programme tegna izy.
✅Zay candidat jiaby tafiakatra Demi-finale tokony hifaninagna dia mbola hiady Demi-finale fo am magnaraka.
👉Pour plus d'infos contactez-nous