Éclairage

Éclairage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Éclairage, Shopping & retail, Tana, Antananarivo.

𝐋𝗔𝗠𝗣𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗜𝗟𝗔𝗧𝗘𝗨𝗥 𝗣𝗟𝗔𝗙𝗢𝗡𝗡𝗜𝗘𝗥 𝗟𝗘𝗗 𝗡𝗚𝗘𝗭𝗔𝗕𝗘 𝗡𝗢 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗝𝗔 𝗕𝗘 2 EN 1 : ÉCLAIRAGE + VENTILATEUR             PRIX : 350 000 Ar seu...
29/08/2026

𝐋𝗔𝗠𝗣𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗜𝗟𝗔𝗧𝗘𝗨𝗥 𝗣𝗟𝗔𝗙𝗢𝗡𝗡𝗜𝗘𝗥 𝗟𝗘𝗗 𝗡𝗚𝗘𝗭𝗔𝗕𝗘 𝗡𝗢 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗝𝗔 𝗕𝗘
2 EN 1 : ÉCLAIRAGE + VENTILATEUR
PRIX : 350 000 Ar seulement
Diamètre : 46CM
Ventilation puissante – 3 vitesses réglables
3 COULEURS DE LUMIÈRE : Blanc froid • Blanc neutre • Blanc chaud
Télécommande – contrôlez facilement la lampe et le ventilateur à distance
Minuterie – choisissez 1H / 2H / 4H, puis extinction automatique
Moteur silencieux – confortable même pendant la nuit
Design moderne et élégant – idéal pour salon, chambre, bureau…
Mafy sy mateza, sady manome confort sy esthétique ao an-trano
Tsy mila mividy ventilateur sy lampe misaraka intsony !
Iray ihany dia efa mahazo rivotra mangatsiaka + hazavana tsara.
034 75 471 18 / 033 46 768 35
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚

13/08/2026

JIRÔ PUISSANTE RECHARGEABLE — 30 000 AR
30fotsiny defa mazava trano;tokon-tany;lalana sns na ambanivoitra na andrenivoitra
Prix: 30 000Ar fotsiny
Leo maizina tampoka rehefa tapaka ny courant?
Ity JIRÔ ity no tena ilainao!
CHARGEABLE COURANT ARY AZO CHARGENA SOLAIRE IANY KO
Batterie mateza be — maharitra
Mazava be — manazava tsara
Misy karazany 3 ny jiro ao aminy!
Ho an'ny trano • boutique • camping • voyage •garage tokon-tany sns
tena pratique be!mora ampiasaina
Tsara be mihitsy, matanjaka ary tena ilaina!
Aza miandry ho tapaka courant vao mitady jiro!
COMMANDE : 034 754 7118 / 033 467 6835
Manao livraison mandefa any aminy faritra

01/08/2026

🚨💡 JIRO LED PINCE / LAMPE LED CLIPS – MAZAVA BE! 💡🚨
Prix: 35 000Ar (1 isa)
Araraoty fa mandalo iany ty jiro mazava be no sady miharitra be ity
Mazava be no sady mateza amin'ilay qualité tsara tena tsara be
Mora apetaka (pince/clip) tsy mila misahirana be rehefa mametaka azy fa pincena fotsiny
Mety apetaka eny an-tokotany;eny Portail ;ny Terrasse ary toerana maizina rehetra
Tonga dia mandeha rehefa maizina ny andro ary maty tsy mila pihina intsony rehefa mazava andro ary mbola azonao hafindrafindra
STOCK VOAFETRA iany fa aza tara
Alefaso message dieny izao fa lany haingana
034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

🌞 PROJECTEUR SOLAIRE LED IP66 – HAZAVANA MAHERY, TSY MISY VOLAN-JIRO! 🌞 DESTOCKAGE SPÉCIALE – STOCK VOAFETRA!  PRIX: 500...
24/07/2026

🌞 PROJECTEUR SOLAIRE LED IP66 – HAZAVANA MAHERY, TSY MISY VOLAN-JIRO! 🌞
DESTOCKAGE SPÉCIALE – STOCK VOAFETRA!
PRIX: 500W ➜ 120 000 Ar
300W ➜ 100 000 Ar
200W ➜ 85 000 Ar
✅ Chargena amin'ny masoandro / Tsy mila courant / Tsy mandoa volan-jiro
✅ Sensor automatique (mirehitra rehefa maizina) ✅ Batterie lithium maharitra
✅ IP66: Mahatohitra orana sy masoandro
✅ Hazavana mahery, mamirapiratra
✅ Mora apetraka, tsy mila installation sarotra
Mety amin'ny : • Trano • Tokotany • Zaridaina • Parking • Lalana • Fivarotana • Depo sy toeram-piasana
🚚 Manao livraison ✔️ Manerana an'Antananarivo ✔️ Mandefa any amin'ny faritra rehetra
📞 Commande sy fanazavana : 034 75 471 18 033 46 768 35
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock! Ataovy mazava sy azo antoka ny tranonao amin'ny Projecteur Solaire LED!

15/07/2026

🚨💡 JIRO LED PINCE / LAMPE LED CLIPS – MAZAVA BE! 💡🚨
Prix: 35 000Ar (1 isa)
55 000Ar/isa raha maka 2
Mazava be sady mahery
Miaritra ela (kalité tsara)
Mora apetaka (pince/clip) – tsy mila manamboatra be
Mety amin’ny: Tokotany / Portail /Terrasse Toerana maizina rehetra
Tonga dia mandeha rehefa maizina ary maty rehefa mazava/azo afindrafindra
STOCK VOAFETRA – Aza tara!
Alefaso message dieny izao fa lany haingana
034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

15/07/2026

LAMPE LED RECHARGEABLE 1200 LUMENS
Prix: 25 000Ar
Tapaka jiro? Tsy olana intsony! Mitondrà hazavana matanjaka na aiza na aiza miaraka amin'ity lampe rechargeable ity.
✅ Hazavana mahery 1200 Lumens
✅ Rechargeable (USB + Solaire)
✅ Batterie 1800mAh maharitra
✅ 5 modes d'éclairage
✅ Tsy matahotra orana (IPX7 Waterproof)
✅ Misy crochet mora ahantona
✅ Mety amin'ny trano, camping, randonnée, fiambenana, fanjonoana ary vonjy taitra.
Tsy mila mividy pile matetika intsony! Jiro iray mahery be hazavana; azo entina na aiza na aiza.
034 75 471 18 / 033 46 768 35
Manao livraison ary mandefa manerana an'i Madagasikara.

PROJECTEUR SOLAIRE LED IP66 MAZAVA BE MIHINTSY /MATEZA BE                 PRIX: 200W : 120.000 Ar                       ...
03/07/2026

PROJECTEUR SOLAIRE LED IP66 MAZAVA BE MIHINTSY /MATEZA BE
PRIX: 200W : 120.000 Ar
300W : 145.000 Ar
400W : 175.000 Ar
Hazavana mahery be – Kalitao Premium – Maharitra an-taonany maro
IP66: Mahazaka orana sy masoandro
Panneau solaire misaraka amin'ny jiro
Fil 4,25 m lava tsara
Efa miaraka amin'ny télécommande
Tsy mila JIRAMA, mandeha amin'ny herin'ny masoandro
Mazava be, manazava faritra midadasika
Vaovao sous carton
Azo ampiasaina amin'ny:Tokotany /Elakelan-trano/An-trano/ Vavahady / Piscine / Terrain de basket/ Magasin, parking, dépôt, ary toerana rehetra mila hazavana
Commande: 034 75 471 18 033 46 768 35
Manao livraison manerana an'Antananarivo ary mandefa any amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara.
Aza tara fa voafetra ny stock!

💥 PROJECTEUR SOLAIRE LED  MAZAVA BE PRIX DESTOCKAGE :                     100W :60.000 Ar                    200W :90.00...
03/07/2026

💥 PROJECTEUR SOLAIRE LED MAZAVA BE
PRIX DESTOCKAGE :
100W :60.000 Ar
200W :90.000 Ar
300W : 100.000 Ar
Hazavao ny tokotaninao na ny tranonao, na dia tsy misy JIRAMA aza!
✅ Mandeha amin'ny herin'ny masoandro
✅ Autonomie hatramin'ny 12 ora
✅ Kit complet, vonona hapetraka avy hatrany
✅ Mahazaka orana sy toetr'andro rehetra 🌧️
✅ Mazava be, mety amin'ny tokotany, fivarotana, parking, zaridaina ary fiarovana ny trano
⚡ Aza tara fa voafetra ny tahiry!
Alefaso message privé dieny izao na antsoy: 034 75 471 18 /033 46 768 35
Livraison manerana an'Antananarivo ary mandefa any amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara.

✨ NOUVEL ARRIVAGE ! ✨APPLIQUE MURALE LAMPE DE MUR LED IP65                  Prix : • 4W (4 LED) : 15 000 Ar             ...
03/07/2026

✨ NOUVEL ARRIVAGE ! ✨
APPLIQUE MURALE LAMPE DE MUR LED IP65
Prix : • 4W (4 LED) : 15 000 Ar
• 6W (6 LED) : 17 000 Ar
• 8W (8 LED) : 20 000 Ar
Apportez une touche d'élégance à votre maison avec cette magnifique Applique Murale LED IP65.
💡 Idéale pour : Les escaliers/ Les murs extérieurs (résistante à la pluie – IP65)/ Le salon/Les couloirs et autres espaces de décoration
⚡ Fonctionne sur secteur (alimentation permanente).
Livrée avec tout le nécessaire de fixation pour une installation facile.
Excellente qualité – Design moderne – Éclairage élégant.
Livraison disponible partout à Madagascar.
📞 Commandez dès maintenant : 034 75 471 18 / 033 46 768 35

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Éclairage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share