Karimbola 100% de tuléar

Karimbola 100% de tuléar Plante medicinal

Miarahaba antsika rehetra.Vao nahatonga KARIMBOLA izahay,ho an'izay mbola tsy mahafantatra dia maro ny aretina sitrany k...
12/08/2022

Miarahaba antsika rehetra.Vao nahatonga KARIMBOLA izahay,ho an'izay mbola tsy mahafantatra dia maro ny aretina sitrany karimbola ary tena efficace,ka ireto avy ny soa azo avy aminy:
-Mandevona kyste sy fibrome
-Manasitrana ovaire mivonto
-Manala perte misy fofona,perte mavo na volontany,perte mangidihidy
-Manadio sy manafana tranonjaza
-Manala ny tsentsina ao amin'nu vozon-tranonjaza(trompe bouchée)
-Mampandeha fadimbolana tsy mety mandeha nefa tsy bevoka
-Mampilamina ny fadimbolana
-Manampy nono ho an'ny reny terabao
Prix:1700ar ny fatorany iray
Midira MESSAGE PRIVE raha mahaliana anao na antsoy ny laharana 0348025125,manao livraison raha ANTANANARIVO VILLE ary mandefa colis raha @ FARITRA no misy anao.
MISAOTRA TOMPOKO

Address

Imerintsiatosika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karimbola 100% de tuléar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share