08/09/2026
🎒 SAC À DOS FASHION SPORT – TONGA VAOVAO! 🔥
Mitady sac à dos tsara tarehy, matanjaka ary malalaka ve ianao? 😍 Ity Fashion Sport ity no mety aminao!
✅ Mahazaka ordinateur hatramin’ny 16 pouces 💻
✅ Tsy mora dradraka, lamba mahatanty rano 💧
✅ Malalaka ary misy poche maro
✅ Mampahazo aina rehefa entina mandritra ny tontolo andro
✅ Mety amin’ny asa, fianarana, voyage ary randonnée 🎒✨
💰Prix : 25.000 Ar!
📞 Contact : 038 17 537 68 ou MP Direct
🚴♀️Livraison partout à Madagascar🇲🇬
🚚 Aza tara fa mety ho lany ny stock! 🔥