Shop Tendance 2

Shop Tendance 2 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Tendance 2, Shopping & retail, Anosibe, Antananarivo.

23/09/2022

👉Isika olombelona mazana mitana lolompo be...."tena hoe satria Rakoto nanao ana an'izao dia tsy tiako maizina...."
✔Ekena fa nandreraka be sy nanimba mihitsy no nataon'ny olona iray, mety hoe olona akaiky mihitsy aza fa izao, isika nampianarina tsy hankahala olona, nampianarina handefitra, hamela heloka. Koa manombok'izao raha nisy nanao ratsy dia mivavaha ho azy, mivavaha foana fa ho afaka ny alahelonao sy hatezeranao. Ny vavaka no fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra.

📖Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo,
— Matio 5 : 44

22/09/2022

Hatreo amin'ny fetranao Andriamanitra no miasa...

Tena tsy vitako intsony ity....
Mety efa tonga teo amin'izany teboka izany angamba ianao?

Ny antony dia satria ny fahoriana no mametra ny herintsika.
Eo no ahitana hoe mahavita azy tokoa ve ny vola sa tsia?
Mahavonjy tokoa ve ny olona sa tsia?

Ny zavatra hita sy tsapa matetika, dia toa ohatry ny tsy mahavaha na inona na inona izy ireo...
Tahaka ilay vehivavy izay narary nandritran'ny roa amby folo taona. Rehefa avy nandany ny volany izy ka nitety ireo olona rehetra izay noheveriny fa hahavita izany dia tsy nahita fiovana.
Ny hany tokana nampiova ny fiainany dia tamin'ny fotoana izy nandray fanapahan-kevitra ny hanankina izany amin'i Jesosy...

Mety tsy nanome fahafam-po anao angamba ny fanananao vola, izany no midika fa misy fetrany ny zava-drehetra. Aza adino fa Andriamanitra irery ihany no hany tokana afaky ny hanome fahafam-po anao.

Fa ny fahorian'ny ory kosa no entin'Andriamanitra mamonjy azy [Joba 36:15]

Betsaka ny zavatra izay efa mety nampahory sy nampijaly anao.
Ny hanafaka hamonjy anao amin'io fahoriana io anefa dia Andriamanitra irery ihany...
Afaky ny hamonjy anao izy raha toa ka vonona ny handray Azy ianao.

Koa raha toa ka vonona ny handray Azy ianao dia manasa anao handefa message ao amin'ny mp, mba ahafahanay mampafantatra misimisy anao amizay dingana tsy maintsy arahinao mba ho tonga zanak'Andriamanitra...

Sac, bandoulières, Livraison partout à Madagascar
21/08/2022

Sac, bandoulières,
Livraison partout à Madagascar

Sac bandoulièresLivraison partout à Madagascar
20/08/2022

Sac bandoulières
Livraison partout à Madagascar

Sac , bandoulières, portefeuillesLivraison partout à Madagascar
20/08/2022

Sac , bandoulières, portefeuilles
Livraison partout à Madagascar

Boucle d'oreillesLivraison partout à Madagascar
20/08/2022

Boucle d'oreilles
Livraison partout à Madagascar

Sac, bandoulières, lunettes, portefeuillesLivraison partout à Madagascar
19/08/2022

Sac, bandoulières, lunettes, portefeuilles
Livraison partout à Madagascar

Casquettes, portefeuilles, lunettesLivraison partout à Madagascar
18/08/2022

Casquettes, portefeuilles, lunettes
Livraison partout à Madagascar

Address

Anosibe
Antananarivo

Telephone

+261345898876

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Tendance 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share