Mi'sanjy

Mi'sanjy Vente d'accessoires de mode , de qualité et à prix doux �

H.E.L.L.O  la team Mi'sanjy 😍Elaela izahay tsy heno fa aza matahotra 😉 tsy adinonay ianareo . Maro ianareo no nanotany h...
02/02/2024

H.E.L.L.O la team Mi'sanjy 😍
Elaela izahay tsy heno fa aza matahotra 😉 tsy adinonay ianareo .

Maro ianareo no nanotany hoe tsy mba misy an-dehilahy angaha ?
Ka indro ary 🎉 ARRIVAGE SPÉCIAL HOMME 🎉

💖Chemise pour homme et pantalon (slim et classique)💖

•Taille S, M, L, XL
•Couleur maro hisafidianana (grenat, vert émeraude, bleu nuit, beige, moutarde,...)
•Matière mihaja sy élastice

Prix ❎Chemise❎ à partir 35 000 Ar
❎Pantalon❎ à partir 30 000 Ar
❎Ensemble lacoste❎ 65 000 Ar

Manao livraison Antananarivo Ary Mandefa amin'ny faritra rehetra

💌 MP pour commander ou pour plus de détails 💌

H.E.L.L.O la team mi'sanjy 🌺 Maro ianareo no mbola nitady azy ity  ka indro ary atolotray ho anareo Indray 😉 !SAC DE VOY...
16/04/2023

H.E.L.L.O la team mi'sanjy 🌺

Maro ianareo no mbola nitady azy ity ka indro ary atolotray ho anareo Indray 😉 !

SAC DE VOYAGE POUR FEMME
✔️Pliable et extensible
✔️Facile à porter
✔️Léger
✔️Imperméable

Matière : oxford haute densité
Dimensions ( araky ny efa hitanareo amin'ny sary 😉 ) :
•Plié : 27 * 4 * 18 cm
•taille normale : 42 * 22 * 27 cm
• taille étendue : 42 * 22 * 27+ 10 cm ( 10 cm de plus pour vos extras 😉 )
Couleur disponible : ROSE
Prix : 35 000 Ariary

MP pour commander
Manao livraison à partir de 3000 ar
Mandefa amin'ny faritra ihany koa

Bon dimanche à tous 🌺

Notre pépite d'aujourd'hui 😍SAC À MAIN plisséAvec une pochette et une anse Dimensions : Longueur = 25 cmHauteur= 20 cmla...
26/03/2023

Notre pépite d'aujourd'hui 😍

SAC À MAIN plissé
Avec une pochette et une anse

Dimensions :
Longueur = 25 cm
Hauteur= 20 cm
largeur = 10,5 cm

Prix : 35 000 ariary

3 couleurs disponibles : beige n**e , vert, gris

Qu'attendez vous pour le choper 😉😉 n'hésitez pas à envoyer un MP à la page

Livraison sur tana à partir de 3000 ariary
Envoi en province possible

Ity Indray ny manaraka 😍 SAC À MAIN HERMÈS Avec une pochette assortie Dimensions : 25*9*19 cm Couleurs disponibles : bla...
19/03/2023

Ity Indray ny manaraka 😍

SAC À MAIN HERMÈS
Avec une pochette assortie
Dimensions : 25*9*19 cm
Couleurs disponibles : blanc , rose , orange et camel
Prix : 40 milles Ariary

❗SAC À MAIN VINTAGE DE LUXE APOLLINE ❗Afaka Atao  bandoulière ihany koa Avec deux anses détachables Dimensions : 20*20*1...
19/03/2023

❗SAC À MAIN VINTAGE DE LUXE APOLLINE ❗

Afaka Atao bandoulière ihany koa
Avec deux anses détachables
Dimensions : 20*20*12 cm
Prix : 35 000 ariary

Maro ianareo no tia Azy Ity 😍 niverina Indray izy izao, aza tara 😉   SAC BANDOULIÈRE VINTAGE 😍 Avec une anse détachable ...
19/03/2023

Maro ianareo no tia Azy Ity 😍 niverina Indray izy izao, aza tara 😉


SAC BANDOULIÈRE VINTAGE 😍
Avec une anse détachable
Dimensions : 20 * 16 cm
Prix : 35 000 ariary

Deux couleurs disponibles : Camel et vert

🌺H.E.L.L.O la team mi'sanjy 🌺elaela isika izay no tsy teto amin'ny pejy 🙏 Aza matahotra fa tsy adinonay ianareo 😉 nikeno...
19/03/2023

🌺H.E.L.L.O la team mi'sanjy 🌺
elaela isika izay no tsy teto amin'ny pejy 🙏
Aza matahotra fa tsy adinonay ianareo 😉 nikenokenona zavatra mahafinaritra be ho anareo izahay na tsy teo ary 🌺
ka izao 😉 misy arrivage vaovao Isika rahariva
poketra tsara kely daholo 😍😍 Ireo hitanareo ireo ny sombisombiny 😍

Pochette 😍 sac lehibe 😍 entina Miasa , mianatra , mandendeha😉.

samy mahazo ny anjarany avokoa isika mpankafia sac rehetra

alefantsika tsikelikely eo manomboka amin'ny Roa Ora tolakandro 😘 ( 14 h )
Restez connecté 😉🌺

Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra 🌺

P.S : livraison sur tana à partir de 3000 ariary . Afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa 💖

Salama daholo oh 🌺 Ny sac rehetra hitanao amin'ny sary dia 40 000 ariary daholo ny vidiny 🎉🎉 Efa amin'ny sary tsirairay ...
19/02/2023

Salama daholo oh 🌺
Ny sac rehetra hitanao amin'ny sary dia 40 000 ariary daholo ny vidiny 🎉🎉
Efa amin'ny sary tsirairay ny mombamomba Azy

Manao livraison izahay ary afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa 😉

Mankasitraka 🌺🌺Huile Coco de Madagascar
04/02/2023

Mankasitraka 🌺🌺
Huile Coco de Madagascar

Salama daholo oh 🌺 Tsy aleo ve atao manja kely amin'izay ny poketra entina miasa na mianatra eh 😉 Ity misy modèle izay a...
07/01/2023

Salama daholo oh 🌺
Tsy aleo ve atao manja kely amin'izay ny poketra entina miasa na mianatra eh 😉
Ity misy modèle izay azonao jifaina eto amin'ny pejy 🤗

SAC CABAS NEVERFULL
Avec une pochette assortie
Dimension: 45*30*20 cm
Prix: 45 milles ariary

Manao livraison eto Antananarivo ary mandefa amin'ny faritra koa izahay 🤗

P.S: gratuit ny livraison eto amin'ny ville amin'ity volana janoary Ty 😉

H.E.L.L.O  la team , Nanahoana ny fety tany aminareo ? Fantatsika moa fa efa tapitra Ilay promotion tamin'ny volana desa...
04/01/2023

H.E.L.L.O la team , Nanahoana ny fety tany aminareo ?

Fantatsika moa fa efa tapitra Ilay promotion tamin'ny volana desambra iny ka noho izany dia miverina amin'ny laoniny daholo ny vidin'ny entana eto amin'ny mi'sanjy .
Ho fanomezana fahafahampo anareo anefa dia ho atao MAIMAIMPOANA ( ENY ! Maimaimpoana ! Gratuit 😉 ) ny LIVRAISON anao raha aty amin'ny centre ville no misy anao 🎉 .
Tolotra manankery hatramin'ny faran'ny volana janoary 2023 .

Apetrakay eto ihany ny sarin'ireo sac mbola azonareo jifaina ato aminay .
Efa ao amin'ny sary tsirairay ny détail sy ny prix .
Afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay .

Mirary soa antsika rehetra eh 🤗

Salama daholo oh !Ity misy sac azo entina mitsangatsangana tsara amin'ny fety oh 😍 omby ny kojakoka madinidinika rehetra...
26/12/2022

Salama daholo oh !
Ity misy sac azo entina mitsangatsangana tsara amin'ny fety oh 😍 omby ny kojakoka madinidinika rehetra

Dimensions : 25 * 20 cm
Prix : 30 milles ariary hatramin'ny farany volana desambra ihany ❗

Aza tara ary oh 🌺

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'sanjy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share