18/04/2026
Salama daoly 😊ve
Misy zavatra tiko lazaina anareo ka vakio tsara ary🥰
🙏🏾ampitiavana re tompoko ,
Izahay mandray commande CARTON , BOITE, HARONA KRAFT,sns...
❌ Ra atao personnalise commande nareo 50piece minimum
❌ Ra to ka latsakin'ny 50piece ilay commande De aza Matahotra Mantany fa ataonay , Fa kosa anefa tsy mitovy prix fa mantombo kely ( personnalisé eto resahana an)
👍 ra sans personnaliser anefa na iray ary ataonay🥰
❌ resaka frais de livraison 😊
Frais de livrasion anay 👉 6 000ar ( ville )
-arakarakin'ny entana ihany ko anefa fa tsy voatery ho 6 000ar
❌❌❌ rehefa mba miteny frais re zay tompoko de mba aza atao hoe FRAIS ATY @3 000ar fona ❌❌❌ KONIY AN😊😊
🥰 MANDRAY COMMANDE FONA ZAY NA ILAINA MAIKA NA TSIA🤗 (coucou kely ho anareo le maika lava sy ilay hoe tena adinoko nandefa commande😅
Zay an aza adino mandefa ilay commande alo🥰🥰 bisous be daoly 🤗