Ny Kanto Shop

Ny Kanto Shop Nous souhaitons le bienvenue à vous sur notre page

Mamy anie zan e😊BONNET AVEC CACHE COU NOUVEAU NÉ À 3 ANS OU PLUS : vaovao, coton, matevina tsaraCouleur bleu, rose, roug...
31/08/2026

Mamy anie zan e😊
BONNET AVEC CACHE COU NOUVEAU NÉ À 3 ANS OU PLUS : vaovao, coton, matevina tsara
Couleur bleu, rose, rouge, marron, gris, jaune moutarde
Prix : 10.000ar

CASQUETTE DE BAIN ET CACHE OREILLE BÉBÉ 3 MOIS À 3 ANS OU PLUS : miaro ny tarehy sy ny mason'ny zaza tsy ho tratry ny ranon-tsavony, ny sofin'ny zaza tsy ho tafiditry ny rano ary miaro amin'ny masoandro ihany koa. Portable afaka entina n'aiza n'aiza (picnic, piscine, plage)
Prix : 10.000ar

COUCHE LAVABLE IMPERMÉABLE ET REGLABLE AVEC INSERT (importé) : tsy ariana fa sasana tsara de afaka averina ampiasaina, reglena arakaraka ny habean'ny zazakely ny idiny
Prix: 10.000ar (couche avec insert)
Couche fotsiny 7000ar
Insert fotsiny 4000ar

Afaka mandefa Mp izay mila ary oh, manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra.

Sady milalao no mihinana voankazo 👌TETINE SUCETTE À FRUIT BÉBÉ 4 MOIS ET PLUS- Soulage les poussées dentaires (ho an'ny ...
06/08/2026

Sady milalao no mihinana voankazo 👌

TETINE SUCETTE À FRUIT BÉBÉ 4 MOIS ET PLUS
- Soulage les poussées dentaires (ho an'ny zazakely manomboka maniry nify)
- Silicone (malefaka tsara)
- Azo asiana ireo voankazo na sakafo rehetra tiana omena ny zaza sady miaro tsy ho kenda

Prix : 10.000ar

MP si intéressé, manao livraison sy mandefa any

Tsy miferin'aina intsony zaza rehefa ampandroina na sasana loha oh👇CASQUETTE DE BAIN ET CACHE OREILLE BÉBÉ 3 MOIS À 3 AN...
06/08/2026

Tsy miferin'aina intsony zaza rehefa ampandroina na sasana loha oh👇

CASQUETTE DE BAIN ET CACHE OREILLE BÉBÉ 3 MOIS À 3 ANS OU PLUS
👉Miaro ny tarehy sy ny mason'ny zaza tsy ho tratry ny ranon-tsavony
👉Miaro ny sofin'ny zaza tsy ho tafiditry ny rano ary miaro amin'ny masoandro ihany koa
👉Portable n'aiza n'aiza (picnic, piscine, plage)

Prix : 10.000ar

MP raha mahalina antsika, manao livraison sy mandefa any

Économisons ensemble😊COUCHE LAVABLE IMPERMÉABLE ET REGLABLE (importé) : tsy ariana fa azo sasana tsara de afaka averina ...
05/08/2026

Économisons ensemble😊

COUCHE LAVABLE IMPERMÉABLE ET REGLABLE (importé) : tsy ariana fa azo sasana tsara de afaka averina ampiasaina, reglena arakaraka ny habean'ny zazakely ny idiny)

Prix fixe :
Couche avec insert 10.000ar
Couche fotsiny 7000ar
Insert fotsiny 4000ar

CASQUETTE DE BAIN ET CACHE OREILLE BÉBÉ 3 MOIS À 3 ANS OU PLUS : miaro ny tarehy sy ny mason'ny zaza tsy ho tratry ny ranon-tsavony, ny sofin'ny zaza tsy ho tafiditry ny rano ary miaro amin'ny masoandro ihany koa. Portable afaka entina n'aiza n'aiza (picnic, piscine, plage)
Prix : 10.000ar

MP izay mila ary e, manao livraison sy mandefa any
STOCK LIMITE

Coucou😊, reto ny arrivage tsikaCOUCHE LAVABLE IMPERMÉABLE ET REGLABLE (importé) : tsy ariana fa azo sasana tsara de afak...
05/08/2026

Coucou😊, reto ny arrivage tsika

COUCHE LAVABLE IMPERMÉABLE ET REGLABLE (importé) : tsy ariana fa azo sasana tsara de afaka averina ampiasaina, reglena arakaraka ny habean'ny zazakely ny idiny)

CASQUETTE DE BAIN ET CACHE OREILLE BÉBÉ 3 MOIS À 3 ANS OU PLUS : miaro ny tarehy sy ny mason'ny zaza tsy ho tratry ny ranon-tsavony, ny sofin'ny zaza tsy ho tafiditry ny rano ary miaro amin'ny masoandro ihany koa. Portable afaka entina n'aiza n'aiza (picnic, piscine, plage)

TETINE SUCETTE À FRUIT BÉBÉ 4 MOIS ET PLUS : Silicone (malefaka tsara), soulage les poussées dentaires (ho an'ny zazakely manomboka maniry nify), afaka asiana ireo voankazo na sakafo rehetra tiana omena ny zaza (miaro tsy ho kenda)

SATROKA BAS + CACHE NEZ BÉBÉ 0 à 3 ANS OU PLUS : vaovao, coton, matevina tsara

Alefaso mp raha misy mahalina ary oh, manao livraison sy mandefa any
STOCK LIMITE

LIT MOUSTIQUAIRE BEBE PLIABLE + MATELAS et OREILLER (0 à 2 ans ou plus)Miaro ny torimason'ny zazakely @ moka, lalitra, b...
31/07/2026

LIT MOUSTIQUAIRE BEBE PLIABLE + MATELAS et OREILLER (0 à 2 ans ou plus)
Miaro ny torimason'ny zazakely @ moka, lalitra, bibikely isan-karazany na ao an-trano, na eny an-tokotany, na eny @ picnic, na any @ vacance. Azo entina tsara sady tsy manahirana

Prix: 25000ar (LIVRAISON GRATUIT EN VILLE)

Mp raha mahalina antsika ary e, manao livraison sy mandefa any @ faritra
Récupération : radio isotopes (sur rendez-vous)

Amporisiho ny fampinonon-dreny☺TIRE LAIT MANUEL STERILISABLE DR GYM BPA FREE AVEC BIBERON 150ML (importé bonne qualité, ...
31/07/2026

Amporisiho ny fampinonon-dreny☺

TIRE LAIT MANUEL STERILISABLE DR GYM BPA FREE AVEC BIBERON 150ML (importé bonne qualité, sous carton)
Prix : 35000ar [livraison gratuit en ville]

Stimulant : mampirisika ny vatana hamokatra nono ho an'ny reny tsy ampy nono ka tsy mahavoky ny zaza

Confortable: misintona tsara ny nono mandotso ka mizihitra manavesatra, misintona ny lohanono hivoaka tsara manahirana ny zazakely na koa tsy afaka manpinono direct noho ny antony personnel (lohanono vakivaky, bébé prématurés)

Aide: reny terabao reraka mila matory tsara @ alina (afaka mifandimby mapinono am papa na mpapifana) ; maman misy course atao na hiverina hiasa te hanome nono tsy tapaka ny zazakely. Azo tehirizina tsara ny nono fa afanaina atao bain-marie fotsiny mialoan'ny hanomezana azy ny zazakely (@ sary ny fomba fitehirizana azy)

Mandefasa MP izay mila ary oh, manao livraison sy mandefa any any @ faritra.
Récupération : radio isotopes sur rendez-vous
STOCK LIMITE

Mamy anie zan e☺Satroka bas + cache nez (vaovao, coton, matevina tsara)Âge: nouveau né à 3 ans Prix: 10.000arCouleur : b...
30/06/2026

Mamy anie zan e☺
Satroka bas + cache nez (vaovao, coton, matevina tsara)
Âge: nouveau né à 3 ans
Prix: 10.000ar
Couleur : bleu, rose, rouge, jaune, marron, gris

Afaka mandefa Mp izay mila ary oh
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra. Récupération : radio isotopes (sur rendez-vous)

Mafana tsara ny kilonga manao arendrina ohBONNET AVEC CACHE COU BÉBÉ A 10.000ar SEULEMENTÂge: nouveau né à 3 ansMp izay ...
21/06/2026

Mafana tsara ny kilonga manao arendrina oh
BONNET AVEC CACHE COU BÉBÉ A 10.000ar SEULEMENT
Âge: nouveau né à 3 ans

Mp izay mbola tsy nahazo ary e, manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

ENSEMBLE SATROKA BAS SY CACHE NEZ BÉBÉ 0 MOIS à 3 ANSPrix: 10.000ar😊Mp izay mila ary ehManao livraison sy mandefa any am...
08/06/2026

ENSEMBLE SATROKA BAS SY CACHE NEZ BÉBÉ 0 MOIS à 3 ANS
Prix: 10.000ar😊

Mp izay mila ary eh
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra.
Récupération: radio isotopes (sur rendez-vous)

Address

Antananarivo

Telephone

+261343247824

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Kanto Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share