Chez Nous

Chez Nous produit rehetra

Tantely pur🐝🐝ilaina be izy  mangatsika izao 23.000ar ny 1L
17/05/2026

Tantely pur🐝🐝
ilaina be izy mangatsika izao
23.000ar ny 1L

24/02/2026

Mardi feno fitahina 🙏🙏😘

Send a message to learn more

23/02/2026

Mirary erinandro mafilotra bé 🥰🥰😘😘🤤

Tolotr'asa
20/02/2026

Tolotr'asa

✅ Tolotr'asa!, Ndao hiara hiasa aminay
Ireto ny zavatra efa mila voafehinao tsara, mañana talenta @ ireto v?
👉 "Créatrice de contenus" : prise photo/prise vidéo/ création visuelle/ montage vidéo, tia maneho hevitra, mahay mikaroka,...
Ireo no fepetra takinay, hainao milalao an' ireo, aza misalasala, fa mety b aminay anao!!

✔️Karama :afaka hifampiresahana tsara mihintsy
✔️ Ora iasana: Hifampiresahana iany koa

✅Tsara kokoa, Raha tia resaka fahamanjana, satria ao anatin' izay ilay tontolo
Tonga dia mba aoka Olona vonona hiasa maharitra,no mamaly ny antso azafady.

‼️Tsy voatery mila CV, afaka miantso mialoha dia manantona anay
_ Afaka avy dia alefanao iany koa anefa ny CV sy ny zavatra efa nataonao( Vidéo, Vlog, Photo,...)

Contact:034 14 744 44
Lieu: Daniela's Beauty Salon

JP eo ihany aloha ny poketra zareo aa💖💖
20/02/2026

JP eo ihany aloha ny poketra zareo aa💖💖

👜" Ataovy JP Poketra", Omena fa tsy vidina, Cadeau ho anareo les amours!👜❤️
✅Inviteo ny namana anaraka ny pejy fa maro Raha tsara ato oh!
✅Partageo ny Publications
✅Soraty ny Commentaires " JP Poketra" fa ianao no Bonne chance mahazo azy io🎁

🏠Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
☎️ 034.14.74444

09/01/2026

Andao hifanohana 👌🤝🤝🤝
Samy miteny ny asa fitadiavam.bolany 🥰💪
Omeo motivation ny hafa fa vita fona io 💪💪🙏

08/01/2026

Mirary taona feno fahombiazana sy fitahina ho antsika rehetra 🥰🥰😘

05/06/2025
Alefa mora ee🥰🥰
19/01/2024

Alefa mora ee🥰🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Nous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share