Sandie Mode

Sandie Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sandie Mode, Shopping & retail, Amboditsiry, Antananarivo.

15/12/2025

Mahazo mitomany refa tsy zaka
Mahazo maka pause refa reraka
Mahazo misalasala indraindray
Mahazo manao oe échec aloha iny
Mahazo maka fotoana kely hoany tenanao
Mahazo mihemotra kely aloha

Fa kosa....
"Ny hilavo lefona, ny hanatry ny nofinofy, ny hanaiky ho resin'ny fiainana

" JAMAIS "
Mirary herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra 🙏❤️

Salama e 👋Araraoty fa mora be zareo anPoêle antiadhesif tsy miraikitra tsy mifidy fatana ihany koa24cm diamètre 40cm lav...
06/12/2025

Salama e 👋
Araraoty fa mora be zareo an
Poêle antiadhesif tsy miraikitra tsy mifidy fatana ihany koa
24cm diamètre 40cm lavany 355 grammes
Prix 15000 ar / détail
12000 ar / en gros + 5
Mp malaky ary tompoko ô
Tel : 0342088373, 0331091050
Récupération :Ambatobe

08/11/2025

Iza na mako ato ô
Manaova coucou ary oe 👋❤️

Salama eArrivage mora be zareo anPoêle antiadhesif matevina tsy miraikitra, tsy mifidy fatanaRefiny :24 cm diamètre 40cm...
13/10/2025

Salama e
Arrivage mora be zareo an
Poêle antiadhesif matevina tsy miraikitra, tsy mifidy fatana
Refiny :24 cm diamètre 40cm lavany 355 grammes
Prix :15000 ar
Manao livraison izahay à partir 4000
Récupération :Ambatobe
Tel:0342088373

Dispo ihany koa n 5bols en VERRE avec convercles en plastique Prix :25000 ar Mp malaky ary ô manao livraison izahay mand...
09/09/2025

Dispo ihany koa n 5bols en VERRE avec convercles en plastique
Prix :25000 ar
Mp malaky ary ô manao livraison izahay mandefa amny faritra ihany koa
Photo réels

Salama tompoko ô Arrivage arrivage ôBalance mahazaka 1kg à 10kg14'5cm diamètre,23cm longueur 15'5cm largeur +2pile Prix ...
05/09/2025

Salama tompoko ô
Arrivage arrivage ô
Balance mahazaka 1kg à 10kg
14'5cm diamètre,23cm longueur
15'5cm largeur +2pile
Prix :25000 ar
Mp malaky ary tompoko ô manao livraison izahay mandefa amny faritra ihany koa

03/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rasoa Moni Nil'aina Andreas, Miarintsoa Fandriniaina, Fiderana Rvl, Ny Avo Manjaka, Mi Antsa Fitïavana

01/09/2025

Hitondra soa sy fanambinana ho anao anie ity volana vaovao ity 🙏😊

Go !
31/08/2025

Go !

31/08/2025

Kel sisa an 😘

Address

Amboditsiry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sandie Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share