11/05/2023
Un grand remerciement à nos consommateurs pour avoir choisi de nous faire confiance et de passer commande. 🙏
Parce que votre satisfaction est notre plus grand plaisir, nous essaierons toujours de vous fournir des articles de qualité avec de meilleurs services☺️.
"Faritany Madagascar anaovanay livraison iaby laha misy teateanao😁"
Setrisetry kouny zay nagnano sikiny reto tany 😁 fa raha ty kara tiako hely mizaha izy
Mahita olo jiaby magnano sikiny ty, kila 80% ny magnangy misalotro izy, na taha lehilahy koa 😁
Mba mahay miteny ve ? 🤣🤣
Dia avy koa ry Merina mianakavy mba nividy 🤣 tonga dia 10 no novidiana 😆 fa tena mampahazo aina be ny manao azy 😍 sady hita tsara hoe malagasy ny tena 😝
Raha hividy lambahoany nareo dia tena hoe je recommande Sikina by RM satria tena hoe karazany sary re izao, sady miresaka momban’ny harenan’i Madagasikara daholo 🥰
Ry Nounousy koa tsy hanaiky 🤣 toy izao izany izahay rehefa mitafy sikina 😝 mety ve ?