Ondana fibre

Ondana fibre Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ondana fibre, Shopping & retail, 67ha, Antananarivo.

🛑TORIMASO LALINA miaraka amin ireto OREILLER confortable be ireto🛑✅ Misy prix de gros ho an'ny mpivarotra sy izay mividy...
03/07/2026

🛑TORIMASO LALINA miaraka amin ireto OREILLER confortable be ireto🛑

✅ Misy prix de gros ho an'ny mpivarotra sy izay mividy betsaka.
🏪 Afaka manatona mivantana eto aminay hijery sy hisafidy ny entana rehetra(drap, tapis, serviette,...)
📲 Ataovy ny commande amin'ny MP, na antsoy/WhatsApp: 📞 034 63 099 76
🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara.
✨ Kalitao tsara • Vidiny mirary • Serivisy azo antoka
🙏 Tongava maro fa faly izahay handray anareo!

🌙 Torimaso milamina, aina salama!🛏️ Oreillers en fibre sy traversins tsara kalitao, malefaka ary mampahazo aina.✅ Fibre ...
29/05/2026

🌙 Torimaso milamina, aina salama!
🛏️ Oreillers en fibre sy traversins tsara kalitao, malefaka ary mampahazo aina.
✅ Fibre polyester ✅ Matanjaka sy maharitra ✅ Habe maro azo isafidianana
📞 Commande en mp na miantso: 034 63 099 76
Vidio izao, ankafizo isan'andro ✨
Mañao livraison tompoko

IZAY TSARA ONDANA :TSARA TORIMASO.                         0346309976 ireto ny ondana fibre polyester mety tsara ho an n...
27/04/2026

IZAY TSARA ONDANA :TSARA TORIMASO. 0346309976
ireto ny ondana fibre polyester
mety tsara ho an ny fahasalamana
✅ dimension et prix
40*40: 30 000ar/paire (coussin)
50*50: 40 000ar/paire
50*60: 50 000ar/paire
50*70: 60 000ar /paire
60*60: 60 000ar /paire
✅misy traversin 1,2, 3places
✅ taie d'oreiller 50 x70 :20 000ar/paire
✅ Rideaux, tapis
Misy drap complet (drap housse, drap plat, taie d'oreiller)
manao livraison, mandefa province

🤣 Miandry anareo ao aminy Mp izahay an 😍
31/03/2026

🤣 Miandry anareo ao aminy Mp izahay an 😍

Félicitations Fitahiantsoa Maria fa ianao Indray no mahazo 10.000Ar avy aty aminay 🤩😍 … mitohy foana ny jeu d’interactio...
30/03/2026

Félicitations Fitahiantsoa Maria fa ianao Indray no mahazo 10.000Ar avy aty aminay 🤩😍 … mitohy foana ny jeu d’interaction antsika dfa Mazotoa manao commentaire , partage , réaction 🫶🏾

28/03/2026

Serviette de bain , parure de lit , taie d’oreiller, oreiller,traversin 😍
Mp pour vos commande 🫶🏾
Livraison partout à Madagascar

Fa ity couleur ity couleur ity koa anie ka tsara eee 🤩 Parure de lit complet disponible de suite 👌 Mp pour commander 💓 L...
27/03/2026

Fa ity couleur ity couleur ity koa anie ka tsara eee 🤩
Parure de lit complet disponible de suite 👌
Mp pour commander 💓
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Aiza ny toerana misy anareo mpanaraka anay ato ohhh ❓😁 ataovy ao aminy commentaire ao hoeee 🫶🏾
26/03/2026

Aiza ny toerana misy anareo mpanaraka anay ato ohhh ❓😁 ataovy ao aminy commentaire ao hoeee 🫶🏾

Iza no tianareo aminy ireo ❓❓Santionany aminy couleur ana serviette de bain ato aminay ihany izy ireo an 😍 Misy aminy di...
26/03/2026

Iza no tianareo aminy ireo ❓❓
Santionany aminy couleur ana serviette de bain ato aminay ihany izy ireo an 😍
Misy aminy dimension isakarazany !
Mp foana ny commande 🫶🏾
Livraison partout à Madagascar

25/03/2026

Mazoto ve ianareo raha hanao Live izahay ❓❓😁

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ondana fibre posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share