𝐓𝐡𝐞𝐲 𝐒𝐡𝐨𝐩 𝐌𝐆

Call Directions Contact the business

𝐓𝐡𝐞𝐲 𝐒𝐡𝐨𝐩 𝐌𝐆 💥Un peu de tout💥

Ireto ary ireo voasarika hahazo crédit. 🤩🤩 Arabaina ianareo ❤️Mba miditra mp azafady😊😊
13/09/2025

Ireto ary ireo voasarika hahazo crédit. 🤩🤩 Arabaina ianareo ❤️
Mba miditra mp azafady😊😊

11/09/2025

Alefa ary e, soraty ao coms crédit ilainareo yas, orange sa airtel dia sady mentionner namana dimy hi-j'aime ny page.
Omentsika olona 3 sabotsy hariva izay voasarika.

08/09/2025

Coucou 😊 hanao grand destockage kiraro isika semaine ty fa alohan'izay hasiantsika jeu crédit kely ve?

03/09/2025

Hello 🥰🥰
Efa niverina avy vacance dol ve?
Taiza nareo no nande? Mba tantarao oe 🥰🥰

Iza no haka an'ity sac ity? 😍😍20 000ar au lieu de 35000ar 🤫🤫1 io sisa dispo
23/07/2025

Iza no haka an'ity sac ity? 😍😍
20 000ar au lieu de 35000ar 🤫🤫
1 io sisa dispo

18/07/2025

Efa hanomboka ny live an😍
Mahazo credit izay manao partage betsaka indrindra❤️

18/07/2025

🚨🚨Ndao asiana live destockage ratoandro 🚨
Ataontsika à 13h dia aza tara daholo 🥰🥰
Alefaso ny partage😍

Satria mou tsy nanao partage ilay anakiray teo de naverina ny fisarihana😍Arabaina i Lem Rak  fa tsara vintana😍Araho foan...
17/07/2025

Satria mou tsy nanao partage ilay anakiray teo de naverina ny fisarihana😍
Arabaina i Lem Rak fa tsara vintana😍
Araho foana ny page de mazotoa foana milalao an❤️

16/07/2025

Misy fetsy be ilay nanao commentaire fa nanenjika isa 500 fotsiny😂

Izay commentaire mimentionné amis ihany no validé an🥰
Alefa eo ny valiny❤️

Ndao tsika mba hanao friperie kely indray e🚨🚨Détails ataonay isakin'ny sary 🥰🥰 tena mora be ❣️
15/07/2025

Ndao tsika mba hanao friperie kely indray e🚨🚨
Détails ataonay isakin'ny sary 🥰🥰 tena mora be ❣️

Address

Antananarivo

Telephone

+261347644952

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐓𝐡𝐞𝐲 𝐒𝐡𝐨𝐩 𝐌𝐆 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝐓𝐡𝐞𝐲 𝐒𝐡𝐨𝐩 𝐌𝐆:

Shortcuts

Share