04/06/2026
🥰Condition de vente ndray hoanzay vaovao😘
✨ Condition de vente – Harena Cute ✨
Bonjour mes followers 😊
Tongasoa ato amin’ny page Harena Cute.
Mankasitraka betsaka anareo hatrany amin’ny fitokisana sy fanohanana anay ❤️
📌 Condition de vente :
1️⃣ Réservation 24h
Afaka manao réservation 24h tsy misy paiement.
Mihoatra izay dia mila acompte 45%.
2️⃣ Réservation 1 semaine
Ho an’ny réservation maharitra 1 semaine dia misy paiement mialoha na acompte obligatoire.
3️⃣ Acompte non remboursable
Raha misy fanafoanana commande avy amin’ny client dia tsy averina ny acompte efa nalefa, satria misy frais sy fotoana very amin’ny préparation, raha manajanona commande.
4️⃣ Retrait & livraison
Raha récupération no atao dia ny client no miantoka ny frais rehetra mifandraika amin’izany.
📦 Livraison possible selon accord.
5️⃣ Mode de paiement
✔️ MVola
✔️ Orange Money
✔️ Paiement direct
⚠️ Ny frais de retrait sy transfert dia anjaran’ny mpandefa.
6️⃣ Envoi en province
Mandefa colis manerana an’i Madagascar izahay.
Ny frais de livraison dia miankina amin’ny lanja sy ny toerana aleha.
🚚 Raha tsy Soatrans dia azo atao ihany koa ny P.A.
7️⃣ Commande macramé
Ny commande rehetra amin’ny macramé dia mila acompte obligatoire.
8️⃣ Formation macramé en ligne
Misy formation macramé en ligne ho an’izay liana 😊
📞 Contact : 034 37 370 59
📍 Page Facebook : Harena Cute
Misaotra indrindra amin’ny fahatokisana