Zaza Frippe

Zaza Frippe Mivarotra kojakoja ho an'i rehetra

Gasigasy mamy tsara ❤️❤️❤️🤩20 000 ar Manao livraison Mandefa @ faritra Mp ary e.🙏🙏
12/02/2026

Gasigasy mamy tsara ❤️❤️❤️🤩
20 000 ar
Manao livraison
Mandefa @ faritra
Mp ary e.🙏🙏

07/01/2026

Tsy maha manja mitsy nge oa ty orana ty e 🤣🤣🤣

06/01/2026

VARIOLE DE SINGE (MPOX)

👉🐒 Ity àry misy HAFATRA AZO AMPITAINA AMIN’NY MPIAEA-BELONA MANOLOANA NY Mpox izay mampitebiteby antsika.

🏆🐒 Omena anao eto koa ny fomba hanamafisana ny hery fiarovan’ny tena (immunité) ho fisorohana.

IZAY TOKONY ATAO SY TSY TOKONY ATAO

🔑🐒 IZAY TOKONY ATAO

Fantaro fa ARETINA VIRALY izy
👉 Virus no mahatonga ny Mpox, miditra ao amin’ny sela, miparitaka amin’ny ra.
🔬🐒 Fomba azahoana ilay aretina:
Miditra amin’ny alalan’ny hoditra, vava, orona, fivaviana,...
Manaraka ny fikorinan'ny rà, miteraka fiakaran'ny hafanana "tazo", manaraka ny rafitra lymphatique dia manoma "fivintosan'ny atoditarimo", miteraka fery amin’ny hoditra, manomboka tasy mena, manjary kibontsina ahitanatsiranoka fots, mivadika nana ilay tsiranoka, manakompery rehefa marina, milatsaka ilay takompery rehefa sitrana (manomboka eo vao tsy mamindra intsony).

HAFATRA:
👉💥 Mila hery fiarovana miasa tsara vao afaka handresy ilay aretina.

FISOROHANA NY FIPARITAHANY:
🔑🏆👉 Misoroka ny fiparitahana
📌Mitokana raha misy soritr’aretina,
📌Tsy mifampikasoka akaiky amin'ny hafa,
📌Manasa tanana matetika @ savony,
📌Tsy mizara lamba fitafy, servieta, lamba firakotra, kodoro, fitaovana hafa amin'ny olona,

Raha mikarakara ny fery dia atao amin’ny fomba madio
🔑Diovina moramora amin'ny rano nafanadiovana fery
🔑Avela ho maina tsara
🔑Tandremana sao misy mikraoba hafa miditra (atao madio ny fitaovana ampiasaina).

TANDREMANA :
⏳👉👾 Miparitaka amin’ny fifampikasohana mivantana sy ny n'y tsiranoka avy amin’ny fery ny tsimok'aretina.

FANTARO FA:
🔬 Rehefa misokatra ny kibontsina dia mora idiran’ny bakteria Sady mifindra amin'ireo hoditra Salama indray,
🏆Ny fikarakarana tsara no misoroka ireo fahasarotana mety hiseho.

❌ IZAY TSY TOKONY ATAO

Tandremana ny misotro décoctions "tambavy" ho fitsaboana tsy voamarina.
⚠️ Mety hanimba : aty, voa, tsinay
🔬SATRIA
Ny vatana efa miady amin’ny virus, ka Ilay "tambavy" tsy voalanjalanja manome poizina fanampiny sy hanavesatra ny taova saropady (aty, voa, fo, tsinay)

TANDREMO TSY hanindrona na hanokatra ny fery
⚠️ Mampitombo ratra, manome holatra manimba hoditra, miteraka fiparitahana virus indray satria mivoaka ny virus, mety miditra ny bakteria hafa,...

🛡️ AHOANA NO HANAMAFISANA NY IMMUNITÉ HO FISOROHANA.

🥛🥤Misotro rano betsaka sy miala sasatra 🪑 ka atao ampy ny torimaso 🛏️
Ilain’ny hery fiarovana ny rano, ny tsy fahampian-torimaso dia mampihena immunité

🥕🍋🧀🥣🥗 Sakafo manamafy hery fiarovana
Voankazo sy legioma (Voasary makirana, hana-maintso,...
Ny Vitamine C, sy ny polyphénols no mampitombo sela fiarovana.

🧀🥩🍗🫚🫘 Aza adino ny mihinana Proteina ampy (Atody, trondro, tsaramaso,...)
Ny Anticorps dia mila proteinina

🏆🔑 TSARA HO FANTATRA:
Mineraly ilaina
📌 Zinc (voanjo, trondro, tsaramaso) izay manakana ny fiparitahan’ny virus

📌 Fer (ravina maitso) izay ilaina amin’ny famoronana sela

FADIO
ny fahazarana mampihena immunité
🔬 Tsy fahampian-tory
🔬 Adin-tsaina be loatra
🔬 Alikaola be
🔬 Sigara

Ny Cortisol miakatra mantsy manakana ny fiasa'ire hery fiarovana

📢 HAFATRA FARANY
Ny fisorohana sy ny fahalalana no fiarovana voalohany.
Ny hery fiarovana matanjaka no miady amin’ny virus,

Zarao amin'ireo namanao.

01/01/2026

Welcome 2026🎉🎉

Optimiste 💪💪
16/12/2025

Optimiste 💪💪

12/12/2025
Totozy curly 😂😂😂
12/12/2025

Totozy curly 😂😂😂

Idée de business 😁
11/12/2025

Idée de business 😁

Taxi-Olombelona eny Analakely.

Sary indrana, nalaina androany taorian'ny rotsak'orana ny atoandro teo.

Mitsikitsiky  banga fa aza misahirana 🤣🤣🤣Tsy hitanao avy Zao oe tsisy volomaso izy
07/12/2025

Mitsikitsiky banga fa aza misahirana 🤣🤣🤣
Tsy hitanao avy Zao oe tsisy volomaso izy

Za ko Ary mba tsy maharaka 🤭🤭
04/12/2025

Za ko Ary mba tsy maharaka 🤭🤭

Working girl !! Mihaja loatra ❤️❤️❤️
27/11/2025

Working girl !! Mihaja loatra ❤️❤️❤️

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345477677

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaza Frippe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share