18/04/2022
HUILE DE SOUCHET
" Huile qui limite la pousse des poils"
Disponible en format 20 ml et 50 ml
๐ฒ๐ฌ ๐ ๐ฏ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ
Ny huile de souchet no tena voaresaka momba izany
๐๐ฝ ๐ก๐ฎ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐น๐ ๐๐ฒ?
Eny, 100% voajanahary sy organika
๐๐ฝ ๐๐ถ๐ฎ ๐๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐ต๐ผ๐ฑ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ?
Tsia, satria mbola hitombo ny volo fa miadana kokoa. Raha manaratra in-droa isan-kerinandro ianao ohatra, amin'io menaka io dia atao indray mandeha isan-kerinandro izany
๐๐ฝ ๐๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐๐?
Hosory 3-5 andro aorian'ny fanalana volo (na fiharatra).
๐๐ฝ ๐๐บ๐ฝ๐ ๐๐ฒ ๐ถ๐ผ ๐ฎ๐ฌ๐บ๐น ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ?
Tsy mila zavatra betsaka ianao amin'ny fampiharana, ity tavoahangy ity dia mety ho ampy mandritra ny 6 volana eo ho eo
๐ 20 ml, 22 000 Ar
๐ 50 ml, 45 000 Ar