25/08/2026
Sationan’ny entana hafaranay 🫶
Mandray commande izahay, na entana iray monja na maro, na kely na lehibe:
• Akanjo
• Kojakoja ho an'ny finday - fikarakarana tarehy sy vatana
• Kiraro
• Kojakoja ilaina andavanandro
• Haingon-trano
📸 Afaka mandefa sary na lien an’ilay entana tianao hafarana ianao, dia hojerentsika.
✅ Hampahafantarinay tsy tapaka ny fivoaran’ny colis-nao ary aterinay any aminao vao tonga.
💬 Alefaso amin’ny hafatra miafina ny commande-nao! 😊