Diadema éclat

Diadema éclat Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diadema éclat, Tana, Antananarivo.

16/07/2026

Aza avela hamaritra anao ny ratram-piainana💔
Ny lasa dia tantara, fa Andriamanitra no manoratra ny hoavinao✍️
Na impiry ianao no lavo, mbola afaka manarina anao Izy.
MINOA, MIVAVAHA, ARY TOHIZO NY DIA. Ny tsara indrindra dia mbola ho avy.🙏


09/07/2026

Mety reraka ianao androany, mety kivy, na toa tsy misy misokatra ny lalana. Nefa tsarovy fa mbola miasa mangina Andriamanitra, na dia tsy hitanao aza.🙏

Aza avela hangalatra ny fanantenanao ny olana. Mifikira amin’Ilay tsy miova, fa rehefa tonga ny fotoanany dia hataony tsara tarehy ny zava-drehetra.

Matokia, mivavaha, ary tohizo ny dia. Mbola manana drafitra tsara ho anao Andriamanitra. 🙏

01/07/2026
08/06/2026

Efa henony ny fitarainanao
Mahereza❤️

05/06/2026

Na inona na inona lalovanao, aza adino fa Jesosy dia tia anao amin’ny fitiavana tsy misy fetra.

01/06/2026

Mirary volana feno fitahiana sy fahasoavana ho anao❤️
Enga anie Andriamanitra hitarika ny dianao, hanome hery amin’ny asa rehetra atao, ary hanokatra varavarana vaovao ho amin’ny fahombiazana sy ny fiadanana.
Ho volan’ny fandresena sy ny vaovao mahafaly anie ity volana ity🙏

Eeeee!!! ❌ Aza mimenomenona foana amin’izay anananao anio. ❤️ Misy olona maro any ho any mivavaka sy maniry hahazo ny to...
28/05/2026

Eeeee!!! ❌ Aza mimenomenona foana amin’izay anananao anio.
❤️ Misy olona maro any ho any mivavaka sy maniry hahazo ny toerana misy anao amin’izao fotoana izao.
🙏 Mifonà ary misaora an’Andriamanitra.

Na mangina aza ny tontolo, mbola mandre anao Andriamanitra. Ny vavaka dia hery manarina ny fo reraka sy manazava ny lala...
21/05/2026

Na mangina aza ny tontolo, mbola mandre anao Andriamanitra.
Ny vavaka dia hery manarina ny fo reraka sy manazava ny lalana. 🙏❤️

1 Petera 5:7
Apetraho aminy ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo.

Matokia Azy amin’ny fo rehetra. Tsy handiso lalana anao Izy.❤️
15/05/2026

Matokia Azy amin’ny fo rehetra. Tsy handiso lalana anao Izy.❤️

13/05/2026

🤎 Aza mampitaha ny dianao amin’ny dian’ny hafa.
➡️ Samy manana ny fotoana sy ny planin’Andriamanitra ho azy ny tsirairay.

- Misy mahazo valiny haingana
- Misy mbola miandry.
- Misy efa tonga amin’ny nofinofiny
- Misy mbola eo am-panomanana

➡️ Fa tadidio: tsy hoe tara ianao… fa mbola eo am-panomanana Andriamanitra.
Matokia ny fotoana izay nomeny anao.

Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy.Mpitoriteny 3:1
ho anao

Address

Tana
Antananarivo
3838

Telephone

+261329759286

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diadema éclat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share