Diadema éclat

Diadema éclat Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diadema éclat, Tana, Antananarivo.

Na mangina aza ny tontolo, mbola mandre anao Andriamanitra. Ny vavaka dia hery manarina ny fo reraka sy manazava ny lala...
21/05/2026

Na mangina aza ny tontolo, mbola mandre anao Andriamanitra.
Ny vavaka dia hery manarina ny fo reraka sy manazava ny lalana. 🙏❤️

1 Petera 5:7
Apetraho aminy ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo.

Matokia Azy amin’ny fo rehetra. Tsy handiso lalana anao Izy.❤️
15/05/2026

Matokia Azy amin’ny fo rehetra. Tsy handiso lalana anao Izy.❤️

13/05/2026

🤎 Aza mampitaha ny dianao amin’ny dian’ny hafa.
➡️ Samy manana ny fotoana sy ny planin’Andriamanitra ho azy ny tsirairay.

- Misy mahazo valiny haingana
- Misy mbola miandry.
- Misy efa tonga amin’ny nofinofiny
- Misy mbola eo am-panomanana

➡️ Fa tadidio: tsy hoe tara ianao… fa mbola eo am-panomanana Andriamanitra.
Matokia ny fotoana izay nomeny anao.

Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy.Mpitoriteny 3:1
ho anao

11/05/2026

Indraindray isika maika satria tsy hitantsika izay ataon’Andriamanitra ao ambadika. Raha mangina ny valiny dia tsy midika hoe hadinony ianao. Matokia Azy, satria ny fotoana rehetra eo am-pelatanany, ary rehefa tonga ny fotoana mety dia ho hitanao fa tsara noho izay nangatahinao aza no nomaniny ho anao.🙏 Diadema éclat

Tsy ho very maina ny hatsaram-panahy fa hiverina aminao amin’ny endriny tsara indrindra.❤️
07/05/2026

Tsy ho very maina ny hatsaram-panahy fa hiverina aminao amin’ny endriny tsara indrindra.❤️

Tohizo ny lalanao, fa efa ao aloa kely ao ny mazava✊✨☀️
05/05/2026

Tohizo ny lalanao, fa efa ao aloa kely ao ny mazava✊✨☀️

🌹Ho soloina tsiky ny ranomasonao,🌹Ho lasa fifaliana ny alahelonao,🌹Ary ho hitanao fa tsy nandao anao Andriamanitra.MAHOM...
01/05/2026

🌹Ho soloina tsiky ny ranomasonao,
🌹Ho lasa fifaliana ny alahelonao,
🌹Ary ho hitanao fa tsy nandao anao Andriamanitra.
MAHOMBIAZA❤️

28/04/2026

Rehefa mianjera dia miarina
Fa tsy mijanona eo amin’ny tany

🪄Misaora an’Andriamanitra amin’izay rehetra efa nataony taminao.Na dia mbola misy ady sy fanamby aza, aza hadino fa efa ...
25/04/2026

🪄Misaora an’Andriamanitra amin’izay rehetra efa nataony taminao.
Na dia mbola misy ady sy fanamby aza, aza hadino fa efa maro ny fitahiana noraisinao: aina, fahasalamana, fiarovana, ary fahasoavana isan’andro.

🪄Indraindray isika mifantoka loatra amin’izay mbola tsy azontsika ka manadino ireo zavatra lehibe efa nomeny antsika.
🌹Ny fo feno fankasitrahana dia manokatra varavarana ho an’ny fitahiana vaovao.🌹

🪄Ka asandrato ny feonao ka lazao hoe:
“Tompo ô, misaotra Anao aho, satria tsara Ianao, ary mandrakizay ny famindram-ponao.”

🪄Ny fisaorana dia tsy hoe rehefa milamina ny zavatra rehetra, fa na dia eo afovoan’ny fitsapana aza, satria fantatra fa mbola miasa hatrany Andriamanitra.

Salamo 34:1 Hisaotra an’I Jehovah lalandava aho, Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana azy. 🙏

21/04/2026

Ny olana izay lalovanao anio dia famolavolana anao ho tsara kokoa rahampitso
MAHEREZA !!!!

Alahady hariva izao…Apetraho eo am-pelatanan’Andriamanitra ny herinandro vaovao 🙏Na inona na inona hiandry anao rahampit...
19/04/2026

Alahady hariva izao…
Apetraho eo am-pelatanan’Andriamanitra ny herinandro vaovao 🙏

Na inona na inona hiandry anao rahampitso, aza matahotra
Satria Andriamanitra no mitarika ny dianao 💙

Midira amin’ity herinandro ity amin’ny finoana,
amin’ny hery ary amin’ny fandresena 🔥

Tsara ny ho avinao… satria miaraka aminao Andriamanitra😁


Address

Tana
Antananarivo
3838

Telephone

+261329759286

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diadema éclat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share