12/06/2023
Fadim-bolana manaintaina (règles douloureuses) 😩
Salama oh 👋😃😉
👉Ireto misy fikafika mandaitra amiko ka zaraiko anareo :
✅Mandro amin'ny rano mafana ary tobasana rano mafana izay zaka ny valahana
✅Manao mafana tsara fona ary ezahana atao malaladalaka ny akanjo anaovana 👗👖
✅Rano mafana no sotroina dia afaka asiana sakamalaho kely ☕
✅Fanafody💊 : Ny anti-inflammatoires (aspirine,iburpofène,diclofenac,...) Saingy tandremo fa mankarary vavony ⚠ Raha mbola zaka aloha dia aleo tsy mihinana fanafody.
✅Mandaitra foana koa lay asiana rano mafana eo @ kibo sy lamosina ( Trésor'nay manana bouillotte mitazona hafanana tsara no sady en forme péluche mafatifaty be 😍 sady afaka hoentina n'aiza n'aiza)