15/01/2022
Akory e ๐ Manantena izahay fa salama tsara ianao ary manomboka am-pahatoniana ny taona vaovao ๐
Misaotra anao hatrany, izahay ekipan'ny Marianni, niara-dalana taminay hatramin'ny fanombohany ka hatramin'izao. Ankehitriny anefa dia mila misitaka kely izahay ka hitsahatra mandritry ny fotoana tsy voafaritra ny fifandraisatsika eto amin'ny pejy.
Mino izahay fa mbola hifanakalo hevitra eto ihany isika amin'ny fotoana mampety azy. Veloma mandra-pihaona...
๐๐๐
Coucou ๐ Nous, souhaitons que vous vous portez bien et que vous commencez cette nouvelle annรฉe avec sรฉrรฉnitรฉ ๐
L'รฉquipe Marianni vous remercie de nous avoir accompagnรฉs tout au long de cette aventure et ce depuis la crรฉation de la page. Actuellement, il nous est nรฉcessaire de ne nous retirer pour un break et de nous ressourcer. Les activitรฉs de la page vont รชtre suspendues pour une durรฉe non dรฉterminรฉe.
Ceci n'est qu'un au revoir, nous nous redonnons rendez-vous bientรดt...