Ny voninkazoko

Ny voninkazoko Resaka voninkazo🌺🌹🥀🌷 fikarakarana plante, varotra: plante🌵 fleurs💐 pot de fleur, vase...

19/07/2026

Espagne sa Argentine ???

Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho antsika tsirairay AVY 💐💐Tsy Hay ihany koa ny tsy hirary fahombiazana bé hoan'ireo z...
07/07/2026

Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho antsika tsirairay AVY 💐💐
Tsy Hay ihany koa ny tsy hirary fahombiazana bé hoan'ireo zandry miatrika ny fanadinana BEPC amin'izao foatoana izao 📒

Ataovy am-pitoniana hatrany 🙂

Samia mailo sy mitandrina ihany koa ry RAD sy ny ankizy rehetra amin'izao vaovao malazalaza eto amitsika izao , aza adino mivavaka 🙏




Arahabaina nahatratra ny asaramanitra daholo e 🇲🇬💐mirary fety sambatra , lavitry ny loza sy ny aretina ho anao sy ny ank...
25/06/2026

Arahabaina nahatratra ny asaramanitra daholo e 🇲🇬💐

mirary fety sambatra , lavitry ny loza sy ny aretina ho anao sy ny ankohonanao Ny Voninkazoko🥀🌹

Fidio sy tandremo tsara ny sakafo an 🥰

02/06/2026

Tsy voatery misy fotoana manokana vao maneho fitiavana amin'ny fihetsika tsotra fa azo atao foana izany an 💐

Izahay ihany kou mandray commande hatrany 🙂💓

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Moyrah Gwen, Zoaly Mihary, Exquise Exquise, Linah Nomenja...
31/05/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Moyrah Gwen, Zoaly Mihary, Exquise Exquise, Linah Nomenjanahary

🎁💐Promotion bé , fa mendrika fihetsika tsotra nefa feno fitiavana i Neny 💐🎁25 000Ar fotsiny n'y bouquet spécial fête des...
27/05/2026

🎁💐Promotion bé , fa mendrika fihetsika tsotra nefa feno fitiavana i Neny 💐🎁

25 000Ar fotsiny n'y bouquet spécial fête des mères 🌹💐🎁

I Neny Ilay olona tena tia anao 🥺💓
Eo foana izy ho anao , na Faly ianao na tomany ,
Raha marary ianao dia eo anilanao izy , mikarakara anao , bé fitiavana loatra izy .
Na toy inona fanomezana ometsikq dia tsy ahavaly n'y fitiavany Sady tsy mitady tambiny izy .

Fa izahay kosa anio te hanao tolotra manokana ho porofom-pitiavana an'i Neny dia ataonay promotion bé n'y bouquet 💐 satria mendrika an'izany loatra I Neny 🤗🌹

🌸✨ Félicitations à l’heureuse gagnante Linah Nomenjanahary de notre jeu concours sur la page Ny Voninkazoko ! ✨🌸Merci à ...
24/05/2026

🌸✨ Félicitations à l’heureuse gagnante Linah Nomenjanahary de notre jeu concours sur la page Ny Voninkazoko ! ✨🌸
Merci à toutes les personnes qui ont participé avec enthousiasme et confiance 💐
Et un grand bravo à notre heureuse gagnante 🥳🎁
Que ce petit cadeau vous apporte joie et sourire 🌷💖
Restez connectés, d’autres surprises et cadeaux arrivent bientôt sur la page Ny Voninkazoko 🌸✨

Hello , Hello👋Ianareo ve tsy mahita hoe :mahafinaritra bé Ilay mahita lehilahy manome bouquet💐💐, romantique, attentionné...
21/05/2026

Hello , Hello👋

Ianareo ve tsy mahita hoe :mahafinaritra bé Ilay mahita lehilahy manome bouquet💐💐, romantique, attentionné 💓 fonareo tsy hidoboka amin'izany kosa akia an 😅

ka izay indrindra no hanaovanay ity tolotra ity:

Izay papa na zanaka lahy 20 voalohany manao commande bouquet💐 hoan'i Neny dia omenay reduction 🤫🙂

Tonga dia antsoy avy hatrany ny numéro: 034 95 907 80 😊



coucou les plantes lovers 👋🥰Ity arbre de jade ity , omeko an'izany commentaire bé réaction indrindra 🎁 Aleo atao teny ma...
19/05/2026

coucou les plantes lovers 👋🥰

Ity arbre de jade ity , omeko an'izany commentaire bé réaction indrindra 🎁

Aleo atao teny mamy Kely hoan'ny namanao olona tianao omena teny mamy n'y commentaire 💓

Tsisy condition bé fa tagué fotsiny namanao anao réaction eo amin'ny commentaire ataonao🙂

Afaka milalao ihany koa Ilay namanao fa MBA hoe abonné ato fotsiny izy dia vita n'y chocolat 🙂

ataotsika hatram samedi amin'izay nareo afaka miantso namana betsaka 🥰

à vos claviers Ary 😍😍

Hello🥰🌼🌻Ity bouquet 💐 ity no hirarianay herinandro feno fanambinana ho anao 🌹🏵️💮
11/05/2026

Hello🥰🌼🌻

Ity bouquet 💐 ity no hirarianay herinandro feno fanambinana ho anao 🌹🏵️💮





Address

Ampitatafika
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny voninkazoko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share