Fenugrec et Axëlle vente

Fenugrec et Axëlle vente vente du poudre de fenugrec pour le corps et huile de fenugrec pour cheveux et corps

⭐TSARA HO FANTATRA: Ny FENUGREC dia zava maniry mitondra vokatsoa maro ho an'ny vatantsika,  amin'ny lafiny  ara-pahasal...
12/06/2023

⭐TSARA HO FANTATRA:
Ny FENUGREC dia zava maniry mitondra vokatsoa maro ho an'ny vatantsika, amin'ny lafiny ara-pahasalamana sy @ fampitombona vatana ; efa maro ireo client manerana an'i Madagasikara nandritra izay taona maro zay no tena afa- po tokoa rehefa nanjifa azy , satria manaraka traitement tsara.. ( tena efficace tokoa satri 100% pur ny anay)

◼ Manampy @ fisorohana ny cancer, kanina, @ famokarana ronono ho an'ny reny mampinono, @ fitadidina , manasitrana aretim-balahana, manasitrana rein, mety tsara ho an'ireo midécale nify , mandrindra tsara ny diabeta sy ny tahan'ny cholestérol ao anaty,
◼Maro ireo singa ao anatiny toy ny magnésium , protéine, fer , vitamine B6, manganèse
⭐Mety tsara ho an'ireo malain-komana satri lasa mazoto misakafo ,; manome hery sy tanjaka ho an'ireo reraka avy narary , na avy niasa , na avy nikotrana..

⏩100 g : 4000 ar
⏩0344267193
Manao livraison izahay no sady mandefa ny colis anao any @ faritra ihany koa

22/05/2021

💖tena vetiveyy kely dia mitsotra ilay volo olioly matevina , mamay tsara sady matanjaka ilay Fer Sonar anefa mirary ny vidiny : 27000 ar 😊👍💖

💖FER SONAR SN- 824 PROFFESSIONNEL💖Tena mahafa- po tanteraka anefa dia 27000 ar , ary efa natao teste tamin' ny volo olio...
22/05/2021

💖FER SONAR SN- 824 PROFFESSIONNEL💖
Tena mahafa- po tanteraka anefa dia 27000 ar , ary efa natao teste tamin' ny volo olioly matevina fa dia tena lissage parfaite ; misy vidéo sy sary afaka jerena ao am page tompoko😊👍 :
◾Mampalefaka volo sady mangirana tsara
◾Tsy mila manao brushing intsony fa atao premier dia efa tsara be ny résultat
◾Qualité salon tena mitsotra tsara ny volonao
◾Tsy mifidy volo na ngita , na olioly , na tsotra..
◾Température réglable sady mamay tsara 180-190-200-220°
◾Fil rotatif sady lava tsara

⏩afaka manao livraison 2000ar, na 3000ar, .. araka ny toerana
⏩Mandefa any amin' faritra ihany ko zahay
🔻 034 37 411 38

💖 Poudre de fenugrec 100% bio et pure  💖◾Te hampitombo vatana ho lasa nofosana tsara ve ianao  natoraly ary tsisy produi...
20/05/2021

💖 Poudre de fenugrec 100% bio et pure 💖
◾Te hampitombo vatana ho lasa nofosana tsara ve ianao natoraly ary tsisy produit chimique?
Poudre de fenugrec no vaha olana ho anao izay tena efficace tokoa ary efa maro be no nanjifa azy fa dia nahita vokatra tsara ary amin' ny vidiny mirary tompoko :
🌟100g : 4000 ar

◾Ny poudre de fenugrec dia azo avy amin'ny plante médicinale izay sady mampitombo tsara ny vatana no sady manasitrana ny aretina izay ao anaty vatanao ihany koa.
◾Tsisy atahorana mihitsy ny mihinana azy satria dia tena 100% naturel ar tsisy effet secondaire mihitsy .
◾Mety tsara ho an'ireo olona rehetra te hahazo poids sy mba te ho ngeza! Na ireo olona kely rehetra hatrizay izay tsy mety mitombo mihitsy aza dia lasa nofosana sy mitombo tsara rehefa avy nihinana ny poudre de fenugrec.
◾Mety tsara ho an'ny olona mpanao mpanao musculation satri dia manampy tsara amin' ny fivelaran' ny muscle izy io noho izy be protéine sy vitamine.
◾Mety tsara ihany koa ho an: ireo olona reraka avy narary na avy niasa na avy nikotrana satria dia manome hery sy tanjaka ho an vatana ny poudre de fenugrec.
◾Mampisokatra tsara ihany koa ny appétit ny mihinana ny poudre ho an'ireo izay malaina misakafo.

🔵Misy zao ny client anay mahalanhy 200 g dia nitombo 2 kg izy dia aveo mbola mamerina manao commande indray aveo satria mbola tiny hitombo ilay vatany.
Dia misy indray 500 g no laniny zay vao hita hoe lasa ngeza sy nitombo tsara izy.

✨Koa aza tara ary ianao izay kelikely vatana rehetra mba te ho lasa nofosana fa efa maro no toa anao teo aloha fa efa lasa en forme tsara zareo amin'izao satria manaraka traitement tsara am'ito poudre de fenugrec 100% bio ito .

🌟Manao livraison zahay 2000 na 3000 ar na 4000 ar araky ny toerana misy anao
🌟Mandefa any amin' ny faritra rehetra ivelan' ny Antananarivo ihany koa
Tél: 034 37 411 38

💖FER GRAND MODEL SONAR SN - 823  PROFESSIONNEL💖Amin'ny vidiny mirary hatrany satria 27000 ar dia efa mahazo Fer Sonar an...
17/05/2021

💖FER GRAND MODEL SONAR SN - 823 PROFESSIONNEL💖
Amin'ny vidiny mirary hatrany satria 27000 ar dia efa mahazo Fer Sonar anefa dia tena maha afa-po tsara ny vokatra azo , ary efa natao teste tamin' ny volo olioly matevina fa lissage parfaite tokoa;
◾Mampangirana no sady mampalefaka volo
,◾Tsy mila manao brushing intsony fa atao premier ihany dia efa vita tsara ny volonao
◾Qualité salon maha afa- po tsara
◾Mety amin' ny volo rehetra na ngita, na olioly matevina, na volo tsotra..
◾Mamay tsara sady température réglable : 180-190-200-220°
◾Fil rotatif sady lava , matanjaka tsara

⏩Aza tara ary raha tinao ny ahazo FER SONAR Professionnel mirary ny vidiny anefa dia tena mahavita volo tsara 😉.
🔻Afaka manao livraison zahay no sady mandefa any amin' ny faritra ihany koa.

Produits divers sont sur notre page 😊💖
15/05/2021

Produits divers sont sur notre page 😊💖

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo

Telephone

+261343741138

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fenugrec et Axëlle vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share