Varotra akoho amamborona

Varotra akoho amamborona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra akoho amamborona, Shopping & retail, 0347618860, Antananarivo.

sarindokotra vaventy efa ngeza tsara
30/05/2026

sarindokotra vaventy efa ngeza tsara

20/12/2024

Bjr!misy akoho manatody lava lany atody(poularde)
Manome zay ilainao
Toeran soanieran
0339765858

11/09/2024

Bjr!mivarotr akoho gasy matavy tsy minana provende,akoho gasy avy any ambanvohatra ,mandef lanja Maty de mivarotra velona.
Akoho gasy mbola vaovao Tsara ,micomande enao vao volosan,misy gana matavy koa tsy minana provende ,vokatra arapahasalamana tsisy akora simika.manasa anao ajify ny vokatra Amidinay n'a hanandrana fotsiny aitanao ny hatsarany.point de vente soanierana

13/06/2024

Slm!akaiky izao ny fety manasa anao hajifa : akoho gasy ,gana ,voritsiloza !misy velona de misy ny lanja Maty micomande enao vao volosana N'y akoho na ny vorona vao2 Tsara n vokatra Amidinay 0347618860

11/11/2022

Mivarotr akoho gasy gana voritsiloza efa voavoly ,akoh s vorona vao2 vao avy novolosona no amidinay ,misy koa ny amidy velona mandray commend ,manao livraison 0347618860 point de vente soanierana

Address

0347618860
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra akoho amamborona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share