Page Jaune NL

Page Jaune NL Magasin en ligne d'articles d'habillement et d'accessoires pour femme, enfant, ......

Miavaka foana ny marque REVOLUTION ry reto a ๐Ÿ’ŸIreto indray aza ny produits dispo ho antsika tia manimanitra an, malefaka...
26/11/2024

Miavaka foana ny marque REVOLUTION ry reto a ๐Ÿ’Ÿ

Ireto indray aza ny produits dispo ho antsika tia manimanitra an, malefaka tsara tsy mankaleo ny fofony๐ŸŒฑ๐ŸŒธ

Produit ๐Ÿ’ฏ pour ๐Ÿ’ฏ de France ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท daholo.

25/07/2023

๐Ÿ’›๐Ÿ’› P R O M O T I O N de la semaine ๐Ÿ’›๐Ÿ’›.

๐Ÿ’„Baume ร  lรจvres hafa kely tsy toy ny mahazatra
satria Bio, Bio ๐ŸŒฟ

๐Ÿ’ฅAmin'ito semaine ity ihany izy no ataontsika promotion an!

Araraoty aza sao tsy mahazo

~ ๐™‹๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ช๐™›๐™ก๐™š๐™จ  ~  Qualitรฉ fabuleuse comme toujours, nos pantoufles pour tout le monde. Douces, chaudes et tellement migno...
22/07/2023

~ ๐™‹๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ช๐™›๐™ก๐™š๐™จ ~

Qualitรฉ fabuleuse comme toujours, nos pantoufles pour tout le monde. Douces, chaudes et tellement mignonnes !

Profiter-o fa kelikely sisa an!

Couleur: Rose - Rose/Gris - Rose foncรฉ - Gris et Marron

โญ Mp aingana ary oh!! ๐Ÿ˜˜

๐Ÿ›ต Livraison partout ร  Madagascar

Sahia miavaka foana miraka amin'ireto  Ranomanitra anay ireto๐ŸŒŸ๐Ÿ’ŒG.U.E.R.L.A.I.N Paris ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท"La petite robe noire" ๐ŸŒฟ
30/06/2023

Sahia miavaka foana miraka amin'ireto Ranomanitra anay ireto๐ŸŒŸ๐Ÿ’Œ

G.U.E.R.L.A.I.N Paris ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท

"La petite robe noire" ๐ŸŒฟ

๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ต โ„ Arovy amin'ny hatsiaka ary ny tongotra๐Ÿ˜‰โœ… Botte  fourrure marque L.I.B.E.R.T.O ...
30/06/2023

๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ต โ„
Arovy amin'ny hatsiaka ary ny tongotra๐Ÿ˜‰

โœ… Botte fourrure marque L.I.B.E.R.T.O ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท๐ŸŒฟ

โœจ P.U.R.  E.D.E.Nโœจ Plongez dans le paradis avec EDEN ๐ŸžEfa vitsy kely sisa ny amin'ito  ๐ŸŒฟ*PROVENANCE DE FRANCE๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ทMp avy ha...
28/06/2023

โœจ P.U.R. E.D.E.Nโœจ

Plongez dans le paradis avec EDEN ๐Ÿž

Efa vitsy kely sisa ny amin'ito ๐ŸŒฟ

*PROVENANCE DE FRANCE๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท
Mp avy hatrany ary๐Ÿค—โ™ฅ

Elle a eu son Sac GM ! ๐Ÿ˜Fรฉlicitations ร  notre heureuse gagnante , ร€ trรจs bientรดt pour nos prochains jeux les filles  Mer...
25/06/2023

Elle a eu son Sac GM ! ๐Ÿ˜

Fรฉlicitations ร  notre heureuse gagnante , ร€ trรจs bientรดt pour nos prochains jeux les filles

Merci ร  toutes les participantesโ™ฅ

๐Ÿ†๐Ÿ…ด๐Ÿ…ผ๐Ÿ…ธ๐Ÿ†‚๐Ÿ…ด -15%๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fety ny andro dia aleo asiana remise๐Ÿค—โ™ฅ-15% daholo indray izay entana hitanareo  amin'ny sary eo๐Ÿ˜‹Araraot...
22/06/2023

๐Ÿ†๐Ÿ…ด๐Ÿ…ผ๐Ÿ…ธ๐Ÿ†‚๐Ÿ…ด -15%๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fety ny andro dia aleo asiana remise๐Ÿค—โ™ฅ

-15% daholo indray izay entana hitanareo amin'ny sary eo๐Ÿ˜‹

Araraoty ary!!๐ŸŒฟ

Coucou harivahariva ry zareo ahโœจ๐Ÿ˜˜ Produit N.I.V.E.A indray no entinay ho anareo androany ho an'izay te hitaiza oditra๐ŸŒฟAN...
21/06/2023

Coucou harivahariva ry zareo ahโœจ๐Ÿ˜˜

Produit N.I.V.E.A indray no entinay ho anareo androany ho an'izay te hitaiza oditra๐ŸŒฟ

ANTI-CELLULITE

Efa tafiditra anaty vanim-potoana ny ririnina isika iza anh!! Dia mila karakaraina tsara ny oditraโ„โ˜ƒ

*Provenance de France ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท

Aleo ny sary no hiteny ny hatsarany๐Ÿ˜‹โ™ฅ M.A.B.E.L.L.I.NE NY 75 *Sans transfert*Maharitra +16h
19/06/2023

Aleo ny sary no hiteny ny hatsarany๐Ÿ˜‹โ™ฅ

M.A.B.E.L.L.I.NE NY 75

*Sans transfert
*Maharitra +16h

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Page Jaune NL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share