Papou'zs Online

Papou'zs Online Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Papou'zs Online, Shopping & retail, Antananarivo.

❌look de la semaine ❌Somary mangatsiaka ny andro o! Ireto indray ny look de la semaine antsika Ary e ✔️Miainga aminy vat...
01/02/2026

❌look de la semaine ❌

Somary mangatsiaka ny andro o!

Ireto indray ny look de la semaine antsika Ary e ✔️

Miainga aminy vatanao , n'y anaovanao n'y ahafahanao matoky tena sy ahavitana n'y asa Miandry rehetra

Bonne semaine sahady Ary e !

Manomboka lundi Dia hizara vokatra amizay isika .
♥️♥️♥️♥️♥️♥️

Hello Février 🎉Nanao ahoana ny Janvier .Somary lavalava e!Conseils kelitsika indray fikarakarana vatana : 🍋✨ Famirapirat...
01/02/2026

Hello Février 🎉

Nanao ahoana ny Janvier .
Somary lavalava e!

Conseils kelitsika indray fikarakarana vatana :

🍋✨ Famirapiratan’ny hoditra voajanahary (ritualy maraina) 🌞
Manomboka ny andro amin’ny zava-pisotro tsotra sy voajanahary dia manampy mamoha moramora ny vatana. Ny fitambaran’ny rano mafana somary mangatsakatsaka, voasarimakirana, tamotamo ary tantely dia manome hery sy hamelombelona ny hoditra mba ho madio sy mamirapiratra kokoa.
💧 Rano mafana somary mangatsakatsaka
Misotro vera iray rehefa mifoha mba hanondraka ny vatana sy hanomana azy amin’ny fandevonan-kanina milamina.
🍋 Voasarimakirana
Asio kely ny ranon-voasarimakirana mba hanampy hanome hamelombelona sy otrikaina miaro (antioxydants), ka manampy ny loko sy famirapiratan’ny tarehy.
🌿 Tamotamo
Ampidiro sombintsombiny kely ho an’ny vokany voajanahary manohitra fivontosana, izay tian’ny maro rehefa tsy milamina ny hoditra.
🍯 Tantely
Farano amin’ny sotro iray tantely mba hanalefahana ny tsiro sy hankafizana ny toetrany mampitony sy manome sakafo ho an’ny vatana.
⏰ Fotoana mety
Sotroina amin’ny vavony tsy misy sakafo, eo amin’ny 10 hatramin’ny 15 minitra alohan’ny sakafo maraina, mba ho fahazarana tsotra sy maharitra.
🌟 Famaranana
Amin’ny akora tsotra isan’andro, ity ritualy maraina ity dia manampy hitazona loko mamirapiratra, hoditra madio kokoa ary fahatsapana fahasalamana hatrany am-piandohan’ny andro. Fahazarana voajanahary, mora ampiharina, hanombohana ny andro amin’ny fahalemem-panahy sy famirapiratana ✨

Bon dimanche ♥️♥️♥️

🦋🦋 Papou'zs Conseils 🦋🦋Mafana bé oa n'y andro e ?Anisany tena manimba volo sy tarehy n'y andro tahaka izao.🌿Fihetsika ts...
29/01/2026

🦋🦋 Papou'zs Conseils 🦋🦋

Mafana bé oa n'y andro e ?

Anisany tena manimba volo sy tarehy n'y andro tahaka izao.

🌿Fihetsika tsotra ho an’ny fahasalamana sy hatsaran’ny hoditra no zaraina anio✳️

✔️ Ireo fomba ireo dia tsy misolo ny torohevitra ara-pitsaboana, fa manampy amin’ny fahatsapana fahadiovana, sy fahafenoan’ny hoditra fahasalamana rehefa ampiasaina am-pitandremana.

❄️ Hatsiaka amin’ny tarehy ( glace)

Ny fikasihana fohy amin’ny rano mangatsiaka be na gilasy kely dia afaka manome fahatsapana mampahery sy manaitra. ✔️Manampy amin’ny fampihenana ny fivontosana vonjimaika, mampangatsiatsiaka ny hoditra ary manome endrika mamirapiratra vetivety.
Ireo manana hoditra marefo dia tsy tokony hampiasamaharitra.
Tsy tsara ihany koa n'y fanaovana azy matetika fa rehefa sendra olana tahaka ireo voatonona ireo no manao azy.

🌫️ Setroka (vapeur) ho an’ny tarehy

Ny setroka mafana malefaka, amin’ny elanelana mety, dia manampy hanalefaka ny hoditra sy hanampy amin’ny fanadiovana ivelany.
✔️Manome fotoana fialan-tsasatra ihany koa izy io.
✔️Ity fomba ity dia tokony atao indraindray ihany, ary hialana raha misy hoditra marary na mora tezitra.

In 2 n'a in 3 isambolana no hanaovana azy arakaraka ny hoditrao.

💧 Fanondrahana amin’ny rano:

✔️Ny fisotroana rano tsy tapaka dia manohana ny asan’ny vatana voajanahary.
✔️Ny fahamandoana ampy dia manampy amin’ny hery sy fahaveloman’ny vatana manontolo ary mitazona ny hoditra ho salama sy tsara tarehy, miaraka amin’ny sakafo voalanjalanja.

✨ Raha fintinina
Mila fikarakarana ny hoditra izany indrindra no tsara ahafataranao aloha ny hoditra s'y izay mifanaraka aminy.

❤️❤️Look de la semaine,❤️❤️Ireto indray soso- kevitra look mafatifaty Kely hangalanao sopapa @ Ty semaine ity.Lundi au d...
19/01/2026

❤️❤️Look de la semaine,❤️❤️

Ireto indray soso- kevitra look mafatifaty Kely hangalanao sopapa @ Ty semaine ity.

Lundi au dimanche ♥️
Bonne semaine daholo
Haraho tsy tapaka ny pejy

❌Bonne année ❌Mbola tsy Tara kosa angamba raha hoe tratry n'y taona daholo e ❤️❤️❤️Somary sahirana Kely fa ataotsika nou...
19/01/2026

❌Bonne année ❌

Mbola tsy Tara kosa angamba raha hoe tratry n'y taona daholo e ❤️❤️❤️

Somary sahirana Kely fa ataotsika nouveau départ daholo manomboka eto .

Eto amiin'ity pejy ity no hifampizaran- tsika Tolotra maro samihafa.

Akanjo, bijoux, produits cosmétiques,sakafo, services , conseils marobe , motivation ❌ sns....

Manasa antsika ary hanaraka n'y pejy fa hisy zavatra ho zaraina ho antsika foana eto isanandro manomboka anio.

Bonne soirée daholo o ❤️❤️❤️❤️

28/11/2025
❌ Conseil santé ❌Maro isika no mimenomenina Kely foana@ resaka lanja satria matetika miverimberina foana izy Io .Mora ma...
17/11/2025

❌ Conseil santé ❌

Maro isika no mimenomenina Kely foana@ resaka lanja satria matetika miverimberina foana izy Io .

Mora mahazo lanja , mihena Kely ihany fa vetivety Dia miverina.

Manao régime sy sport nefa toa ny elo ihany n'y eo .

Tadidio an fa ny fahaizana mandanjalanja no tena entina miady raha tena Tia hiena sy ho Salama.

Amboary dieny izao ny fomba Fiainanao.
Ny sakafo izay hanina ihany koa dia Mila heverina tsara, ny torimaso tandremana .

Anio hijery ireo sakafo tsara hanina @ hariva isika .
-Akondro
-Ronono mafana
- kiwi
-tantely
- Voa
-Dité vita @ citron

misafidy @ reo hianao ary tsy vaotery minana vary n'a manao voky bé rehefa hisakafo @ Alina.


'zsOnline

❌Look de la semaine  ❌Bonsoir Tonga Dia look miavaka entina mamakivaky ny herinandro indray no zaraina @ tsika .Miomana ...
17/11/2025

❌Look de la semaine ❌

Bonsoir Tonga Dia look miavaka entina mamakivaky ny herinandro indray no zaraina @ tsika .

Miomana foana fa efa ho avy ny orana ka iomanana ny elo, ato akanjo sns...

Bonne semaine sahady Ary.
'zsOnline

❌Look du jour ❌Bon Mardi ! Rehefa hivoaka hianao ka isafidy akanjo Dia hiezaho foana , akanjo mamoaka n'y maha- Enao Ena...
11/11/2025

❌Look du jour ❌

Bon Mardi !

Rehefa hivoaka hianao ka isafidy akanjo Dia hiezaho foana , akanjo mamoaka n'y maha- Enao Enao , iezaho foana ihany koa mba akanjo Sady manome valeur anao no mampitombo ny fahatokisan- tena ahafahana mitarika ny tontolo andro.

Bonne semaine jiaby♥️♥️♥️
'zsOnline

❌ Astuces Kely o! ❌🟤 FITSABOANA MAHOMBY AMIN’NY ARETIN’DOHA MIGRAINEMafana bé ny andro amizao Dia mety hiteraka aretin'd...
10/11/2025

❌ Astuces Kely o! ❌

🟤 FITSABOANA MAHOMBY AMIN’NY ARETIN’DOHA MIGRAINE

Mafana bé ny andro amizao Dia mety hiteraka aretin'doha izany ireto indray fikakely ahafahana mpitsabo izany.
Akora natoraly ihany no hatao aloha .
Mirary soa .
Ny MIGRAINE dia aretin-doha mafy dia mafy izay miteraka fanaintainana tsy zaka mihitsy.

▪️AKORA ILÀINA
-- Ravin’ny MANGUIER 🥭 (ravin’ny manga)

▪️FOMBA FANOMANANA SY FAMPIASANA
-- Andrahoy ao anaty rano ny ravin-manga mandra-pahazoan’ilay rano loko maitso.
-- Rehefa vita dia manao bain de vapeur: sarony amin-damba ny lohanao ary tsindrio sy enjero amin’ny orona👃 sy amin’ny vava👄 ny etona mivoaka mandritra ny dimy minitra farafahakeliny.
-- Avy eo, sasao amin’io rano efa mangatsiatsiaka io ny lohanao👱 sy ny tavanao😐.
➡️ Ho levona ao anatin’ny dimy minitra monja ny fanaintainana ateraky ny migraine.
'zsOnline

❌ Look du jour ❌Lundi Sady tsy mafana no tsy mangatsiaka .Ireto indray ary soso-kevitra ho antsika e.Bonne journée 🔥
10/11/2025

❌ Look du jour ❌

Lundi Sady tsy mafana no tsy mangatsiaka .

Ireto indray ary soso-kevitra ho antsika e.
Bonne journée 🔥

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Papou'zs Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share