29/11/2025
FANENANA KIBO 😍
Ity misy astuces azo antoka, natoraly ary tsy manimba hanampy anao hampitony kely ny kibo alohan’ny fety, nefa tsy manao fanerena tafahoatra na fihinanana manimba 💛.
(tsy manentana régime mavesatra mihitsy aho, fa fomba malefaka sy salama fotsiny!)
Ahenao 1–2 andro: soda, sakafo mivonto (choux, haricot), sakafo masira.
Misotro rano betsaka (1.5L) – rano mafana + makirana maraina.
Mihinàna miadana, aza maika.
Mifidy sakafo malefaka: papaye, yaourt, concombre.
Mandeha an-tongotra 20–30 min isan’andro.
Infusion: menthe, gingembre, fenouil manala “ballonnement”.
Izay no tena manampy haingana sy tsy mampidi-doza.
Mirary soa hatrany🙏🏻.