29/04/2022
POUDRE DE BAOBAB SY DONGAKELY
👉 Sady mampatanjaka no mahasalama no mampitombo aingana👈
👉 Mety ho an' ny olona vao avy narary ka te hamerina aina aingana,
Na antitra na tanora na zazabodo: aza miala amin' ny DONGAKELY.
Maro no efa nanandrana ka afapo.
Sady manampy amin' ny fitadidiana, manatsara ny fiasan' ny vavony, mitsabo ny tsinay, mampitombo aingana; be calcium sy potassium ary magnesium sy Omega 3.
Mahadongadonga nefa tsara tsiro eryh.
5 na 10mn dia vonona, ilay koba ho an' ny mpianakavy! 8000ar ny fonosana 250g.
POUDRE DE BAOBAB
Zovy no tsy mahalala ny hasarobidiny?
Natao ho an' ireo olona rera- dava sy be tebiteby na ireo spasmophile sy vatana tsy mety mitana calcium.
Mety tsara ho an' ny zaza mitombo ihany koa, indrindra manatsara ny fitombon' ny taolana.
Riche en vit C, calcium, magnesium, potassium, Fer, Zinc, vit A1, B1, B2, B6...
Vao mihinana azy dia efa mahatsapa ny vokatra. 6000ar ny fonosana 100g
👉Afaka miaraka tsara ny dongakely sy ny baobab👈 ho an' ireo izay hisafidy ny resultat tsara indrindra.
Aza misalasala mandefa ny commandenao amin' ny laharana 0347880009 na miditra amin' ny hafatra miafina (MP)