23/04/2026
👜✨ POKETRA VAOVAO TONGA! ✨👜
Mitady poketra tsara, manara-penitra ary mora vidy ve ianao? Ireto misy safidy maromaro afaka mifanaraka amin’ny style-nao 😍
✔️ Misy loko sy modely isan-karazany
✔️ Mety amin’ny fivoahana, asa na lanonana
✔️ Kalitao tsara sady maharitra
📍 Available izao – afaka misafidy araka izay tianao ianao!
💰 Vidiny mirary
📩 Aza misalasala mandefa message raha te hahalala prix 25 000 à 50 000 ariary
⚡ Stock voafetra – tongava aloha dia mahazo tsara indrindra!