16/07/2026
☀️ "Mbola tsy tena mazava ny andro, fa efa feno ny batterie!"
Rehefa ririnina na tsy misy masoandro mamiratra dia tsy mahavita mameno batterie ny panneau solaire.
👉 Tsy izany anefa!
Na dia amin'izao ririnina izao aza, dia mety ho 100% feno ny batterie, raha:
✅ Mifanaraka tsara ny haben'ny installation.
✅ Tsara kalitao ny panneau solaire.
✅ Mahomby ny onduleur sy ny batterie ampiasaina.
💡 Tadidio: Tsy mila hafanana be ny panneau solaire vao mamokatra herinaratra. Ny hazavana (lumière) no tena ilainy fa tsy ny hafanana.
Izany no mahatonga ny système solaire voakajy tsara mbola afaka mamatsy herinaratra ny tokantrano sy ny orinasa, na dia amin'ny vanim-potoana mangatsiaka aza.
📩 Raha te hahafantatra hoe firy ny kit solaire mifanaraka amin'ny filanao, alefaso ny mp. Hanampy anao izahay hisafidy vahaolana mahomby sy maharitra.