18/07/2026
vilany luxe 2 en 1, ALUMINIUM
👉mateviny be,
👉mangirana sy malama bé
👉Tsy mangery maintso
👉Ovale endriny
fampiasana azy
👉Tsy mandany fotoana
👉Tsy mandany charbon
👉Miaraka masaka laoka sy vary
👉Rapide refa mahandro
👉 Mitovy am mañana vilany 2
✅ Mety charbon,kitay, courant,gaz
5l mizara 2 ( 2,5l isakiny efitra)
7l mizara 2 (3,5l isakiny efitra)
🫵Alefaso dia Zao commande ary
📞MP na 0347619046 📞
🚲Livraisons manomboka 3000ar🚲
Mandefa any am faritra
afaka miaramiasa am fikambanana
OMEO LANJA VITA TSIKA MALAGASY