Bio Pharma Antsirabe

Bio Pharma Antsirabe ��"FAHASALAMANA ASSURÉE MIARAKA AMIN'NY BIO PHARMA DE MADAGASCAR."��

☎0341483187
18/04/2024

☎0341483187

🍀🌿Vahaolana Natoraly 100% natao hoan'tsika eto  Antsirabe Vatofotsy sy ny manodidina rehetra☘🌿🤦🏽‍♂ Efa niala nenina tami...
11/04/2024

🍀🌿Vahaolana Natoraly 100% natao hoan'tsika eto Antsirabe Vatofotsy sy ny manodidina rehetra☘🌿

🤦🏽‍♂ Efa niala nenina tamin'ny fitsaboana ny iray amin'ireto aretina ireto ve ianao ? 🤦‍♀️

🪝Toy ny :

⛔ Aretina azo avy amin'ny firaisan ara'nofo :

_SYPHILIS
_CONDYLOME
_VIH
_HERPES

⛔ Aretina mitaiza:

_DIABETA
_FO
_TOSI'DRA

⛔ Tsy fahatomombanana ara'pananahana :

🤦🏽‍♂Hoan'ny Lehilahy :

-Balita tsy matanjaka tsara rehefa manao
-Mora tonga
-Tsy mienjana tsara
-Maty an'davaka

🤦‍♀️Ho an'ny vehivavy :

-Misy fofona
-Mangidihidy
-Tsy miteraka
-Misy tsiranoka tsy normal mande amin'ny fivavina
-Regle tsy normal

⛔ Sy izay karazana MST na IST rehetra mety ahazo anao.(Prostate...)

🪧❎Raha ohatra ary ka efa misy amin'iray amin'ireo aretina ireo mahazo anao dia manasa anao izahay hanantona mivantana, na ihany koa hiantso ny laharana 0341483187 fa vonona ny hamaha ny olana sy hanasitrana ny aretina mahazo anao izahay ato amin'ny Bio Pharma Antsirabe.

🏠Toerana: Antsirabe Masoandro akaikin'ny Plaque Akademia(akaikin'ny Lycée ANDRE RESAMPA)
☎Contact:0341483187

🍀🌿RAVINA SOSETY na "FEUILLE DE CHOYOTTE🍀🌿👉Ravina legioma mitondra vokatsoa maro izy ity,satria dia :√- manadio ny ra( su...
11/04/2024

🍀🌿RAVINA SOSETY na "FEUILLE DE CHOYOTTE🍀🌿

👉Ravina legioma mitondra vokatsoa maro izy ity,satria dia :

√- manadio ny ra( sucre,mauvais gras,triglyceride).
√- mampidina ny tension arterielle.
√- manampy amin'ny aretina goutte, izany hoe mampidina ny tahan'ny "acide urique".
√- manala tavy( mampahia)

👉FOMBA FIKARAKARANA AZY:

1⃣Maka ravina sosety tsy dia antitra loatra 7 isa . 2⃣Ampangotraho amin'ny rano 1 litatra mandritry ny 10 mn.
3⃣Sotroina mandritran'ny andro manontolo ary atao mandritry 3 andro misesy.

💯Izy ity dia mitovy asa amin'ny SIROP TONILE izay vokarin'ny Bio PHARMA de Madagascar🆗

👉💯Info:Milamina Fahasalamana 🇲🇬❤️
Mirary soa hatrany dia mba zarao amin'ny namanao ihany koa sao mba hahasoa azy merci 🙏🇲🇬

⛔🚫TANDREMO ry lehilahy namana isany !  ⚠️📛Tandremo dia tandremo fa mety tsy hampiteraka raha mafana be foana ny testicul...
09/04/2024

⛔🚫TANDREMO ry lehilahy namana isany !
⚠️📛Tandremo dia tandremo fa mety tsy hampiteraka raha mafana be foana ny testicules(Lataka,Balita,Filahina,Balahazo) anao⛔☢

🔼Ny famokarana spermatozoïdes dia mila mari-pana manodidina 34-36 °C , izany no mahatonga ny testicules eny ivelan'ny vatana, mba ho maro sy tsara ny vokatra.

🔴 Inona avy ary ireo mety hampafana ny testicules ?

- Ny fanaovana Slim teritery be sy silipo tery
- Ny fametrahana ordinateur eo ambonin'ny fe .
- Manatona toerana mafana be tahaka ny lafaoro, afo kitay
- Mametraka téléphone ao anaty paosy eo akaikin'ny filahiana
- Mipetraka ela loatra rehefa miasa

✅Koa : manaova ary pataloha sy silipo misy hidirany rivotra, mba malaladalaka,tsy SLIM be.
- Fadio ny mametraka ordinateur na téléphone eo akaikin'ny filahiana
- Mila misolosolo ny mpiasa eo akaikin'ny lafaoro
- Mila mitsangana matetika rehefa miasa

Zarazarao FA hahasoa !

09/04/2024

🍀🍁Natao hoanao mety ho voa amin'iray amin'ireto aretina sy karazan'olana maro samihafa ireto ny vokatra ato amin'ny BIO PHARMA de Madagascar.

Toy ny:
KysteHemmoraideFibromeSyphilisBlennoragieRegle anormalePepeta mamofona(mangidihidy,misy tsiranoka mamofona maimbo)Lataka tsy matanjaka(vetivety dia tonga rehefa manao,maty an'davaka Balita,tsy mienjana tsara,mora malemy,tsy dia mahavita tour betsaka)Hepatite(izay karazany rehetra)Kyste OvarienVIHHernieHerpesCondylomeChampignonsOlana amin'ny REINSCholesterolDiabeteVatana StresséOlana amin'ny VavonyAretin'ny TsinayHoanareo izay manana olana amin'ny tsy fahampian'ireo singa ilain'ny VATANA toy ny(Magnesium,Calcium,Fer,Iode,Phosphore...)PROSTATEIreo karazana MST sy IST rehetra
_Infection Urinaire
_Infection Genitale

🕸Raha ohatra ary ka efa misy amin'iray amin'ireo aretina ireo ianao dia aza misalasala ny mandefa Mp avy hatrany aty aminay na ihany koa hiantso ny laharana 0341483187.
Aza menatra amin'ny aretina izay mety mahazo anao fa tsy ahasitrana anao velively izany,izahay ihany koa dia vonona ny hanampy anao hanasitranana sy hamahana ny olanao.
Vokatra Natoraly 100% no atolotray hoanao hanasitranana sy hamahana izay olanao izay.

Send a message to learn more

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261341483187

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio Pharma Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bio Pharma Antsirabe:

Share