Livraison chips cacapigeon Idealy

Livraison chips cacapigeon Idealy ����

30/12/2025
08/07/2025

Misokatra ho amin'ny Rehetra izahay ! Na Mbola hivarotra ! Na hanaovana Fety na evenement Samy Hafa ! Na ireo Zay Mbola Haka Tombony ! Afaka miditra hafatra miafina 🙂

Manitra Fety anie izy zany euh 🎉🎉🎉🥰☺️🌸Elaela Zay an !!! Amizao Hakatokin'ny fety izao Dia mandefa Chips ovy - banane;cac...
30/12/2024

Manitra Fety anie izy zany euh 🎉🎉🎉🥰☺️🌸
Elaela Zay an !!!
Amizao Hakatokin'ny fety izao Dia mandefa Chips ovy - banane;cacapigeon amin'ny Kg izahay !!
Tsakitsaky handraisana ny Taona vaovao euh
Toerana Afaka ahitana anay Rapitso :
Itaosy Cité arrêt bus
Dalle arrêt bus
Afaka Tonga Dia mandefa commande
0342837722
0330466557
0347110097

Efa ho avy indray ny fety ka alefaso dieny Zao ny commande 😊
18/03/2024

Efa ho avy indray ny fety ka alefaso dieny Zao ny commande 😊

Mirary soa Bediabe ho anao izahay ato am Livraison chips cacapigeon Idealy🥰🎊
31/12/2023

Mirary soa Bediabe ho anao izahay ato am Livraison chips cacapigeon Idealy🥰🎊

25/12/2023
Efa tena manimanitra fety anie izy zany euh 🎊🎊🎊🥰Ho anao mbola hivarotra na hanao lanonana afaka miara miasa aminao tsara...
18/12/2023

Efa tena manimanitra fety anie izy zany euh 🎊🎊🎊🥰
Ho anao mbola hivarotra na hanao lanonana afaka miara miasa aminao tsara izahay 👌na any amin'ny faritra Io n'a eto Tana
Ireto tanisaiko ireto Ary ny produits afaka jifainao ato aminay euh ☺️
1-chips pomme de terre
2-croque pomme
3-chips carreau
3-chips patates
4-chips banane
5-cacapigean (majinika,vaventy,fisaka,fistone ,..)
6- Mélanges
7- chips maniocs
8- macaron
Ho anao ra mbola hivarotra ianao an !
Ilay amidy 5000ar alef :4000ar
3000ar alef :2500ar
2000ar alef :1600Ar
1000Ar alef :800ar
Atonony tsara ny hangezany an ,amilay tsy mahafaty Antoka😉
Mandefa am Kg ihany koa an❤️
Raha Liana Ary ianao Dia mandefa hafatra mihafina na antsoy ny 0342837722- 0336411983 - 0330466557
Mankasitraka Tompoko o,🎊🥰😋

Salama Tompoko o🥰🥀Izahay Dia afaka mamatsy ireto produit tanisaiko eto ambany ireto ho an'ny mbola hivarotra sy mikaraka...
11/08/2023

Salama Tompoko o🥰🥀
Izahay Dia afaka mamatsy ireto produit tanisaiko eto ambany ireto ho an'ny mbola hivarotra sy mikarakara lanonana sans😋
*chips pomme de terre
*Chips manioc
*Chips pomme frite
* Chips banane
*Chips carreaux
* Cacapigean majinika
*Cacapigean fisaka
* Cacapigean vaventy
*Cacapigean fistone
*Mélange
Ny vidiny :
Ilay amidy 5000ar alefa 4000ar
Ilay amidy 3000ar alefa 2500ar
Ilay amidy 2000ar alefa 1600ar
Ilay amidy 1000ar alefa 800ar
Ilay amidy 500ar alef 400ar
Chips rehetra :28000ar kg
Cacapigean :25000ar
Araraoty Ary fa afaka manao livraison no mandefa any amin'ny faritra ihany koa 🥰

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261342837722

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Livraison chips cacapigeon Idealy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share