Shop niaina

Shop niaina Ny fahatokisanao no Antom-pisianay.

Maro isika manontany hoe afaka mi Boost page ve izahay ?Valiny! Eny tompoko. Prix 6500ar/jrsIreto avy izany :Boost page,...
03/11/2024

Maro isika manontany hoe afaka mi Boost page ve izahay ?
Valiny! Eny tompoko.

Prix 6500ar/jrs
Ireto avy izany :
Boost page, vidéos, photos(Mpivarotra,Mpanakanto, hetsika sns)

Contact 0389031082 ou Mp
Activé ny pub vao mandoa vola.

Dentifrice disaar white complex 100mlA base de charbon et menthe-Mandaitra tsara sady natoraly -Manafotsy ny nify-Mamono...
30/07/2024

Dentifrice disaar white complex 100ml
A base de charbon et menthe
-Mandaitra tsara sady natoraly
-Manafotsy ny nify
-Mamono bactérie
-Manala tanteraka ny fofom-bava sy tarte
-Manasitrana ny nify marary lava
-Manala ny taches amin'ny fifohana sigara.
-Mety ho an'ny sokajin-taona rehetra
-Prix 10.000ar
Livraison TANA/PROVINCE de Madagascar à 3000ar
Contact 0389031082 ou en message privé.

KIT BLUETOOTH  S500 -Contact : 0389031082-Mety atao kadoa ho an'ireo mpankafia hira.-Izay nampiasa dia afa-po avokoa.-Ma...
30/07/2024

KIT BLUETOOTH S500

-Contact : 0389031082
-Mety atao kadoa ho an'ireo mpankafia hira.
-Izay nampiasa dia afa-po avokoa.
-Mafy ary mateza ny batterie (10h d'autonomie)
-POWER BANK koa ny boîte misy azy.
-Tsara raha samy tsara fa aza tara.

Prix mirary mba hisitraka avy izay liana 45.000ar/225.000fmg
Mandefasa Mp avy hatrany izay liana

Frais de transport à la charge des clients,cas pour ceux qui sont en PROVENCE de MADAGASCAR.

Nasina fihenam-bidy fa ARARAOTY ooo!OREILLETTE BLUETOOTH S-109Lasa 17.000ar raha 20.000ar teo aloa.-Connectivité sans fi...
12/05/2024

Nasina fihenam-bidy fa ARARAOTY ooo!

OREILLETTE BLUETOOTH S-109
Lasa 17.000ar raha 20.000ar teo aloa.

-Connectivité sans fil
-Répondeur téléphonique, microphone et bluetooth
-Ajustement confortable derrière l'oreille gauche ou droite
-Très bon son
- Autonomie de 8heures
Mp avy hatrany ho an'izay liana.

Contact 0380711624 ou en message privé
Livraison partout à Madagascar à 3.000ar

Rehefa mangatsiaka iny ny andro dia na ny aretina aza tonga ho azy.Inty ny vaha olana,manome hafanana ho an'ny olona reh...
01/05/2024

Rehefa mangatsiaka iny ny andro dia na ny aretina aza tonga ho azy.Inty ny vaha olana,manome hafanana ho an'ny olona rehetra manombaka ny 5taona miakatra.

-BONNET AVEC CACHE COU très stylé
-prix = 17.000ar izy miaraka ambony ambany.
-livraison partout à Madagascar (frais 3.000ar)
-contact 0380711624 ou en message privé

Eooo! Mafatifaty kely ery zato izy (Parapluie).- Miaro amin'ny orana sy masoandro.- Kelikely omby kitapo sy poketra tsar...
03/01/2024

Eooo! Mafatifaty kely ery zato izy (Parapluie).

- Miaro amin'ny orana sy masoandro.
- Kelikely omby kitapo sy poketra tsara.
- Mety amin'ny ankizy mpianatra,mpiasa.
- Ho antsika Ray aman-dreny iany koa aza.
- Misy tranony tsara kely miavaka am maro.

Contact 0345495031 ou Mp.
Aza tara ary fa mandalo ny tsara annn.
Livraison à partir de 3.000ar TANA/PROVINCE.

Speaker A2 Lumineux Raha 60.000ar teo aloa dia lasa 50.000ar ndray.-Compatible avec écran, tablette, ordi, et tél.-Bonne...
30/10/2023

Speaker A2 Lumineux
Raha 60.000ar teo aloa dia lasa 50.000ar ndray.

-Compatible avec écran, tablette, ordi, et tél.
-Bonne qualité avec une autonomie de 10h.
-Option FM Radio, bluetooth, entrée carte micro SD et Entrée Flash USB ainsi que entrée fiche auxiliaire jack-jack.

Contact 0345495031 ou en message privé.
Livraison partout à Madagascar à partir de 3000 ariary.

Heeee oo!!!! Araraoty fa mandalo euPrix promo mora be 10.000ar monjaPROBIOTIC DISAAR _Manamanitra  ATI VAVA_Tsy misy eff...
25/10/2023

Heeee oo!!!! Araraoty fa mandalo eu
Prix promo mora be 10.000ar monja

PROBIOTIC DISAAR

_Manamanitra ATI VAVA
_Tsy misy effet secondaire
_Misy parfum 3 karazany 20ml
_Manala fofona ratsy amin'ny Vava
_Miaro ny nify ary mamono ny bacterie

Mp na miantso 0345495031 dia mahazo
Livraison TANA/PROVINCE à partir de 3.000ar.

Tena hoe top ity.Casque BOSE 700Option : Carte USD, Bluetooth et Appel.Tsisy resaka be fa tena hoe tsara.(son 3D)Mp avy ...
29/09/2023

Tena hoe top ity.
Casque BOSE 700
Option : Carte USD, Bluetooth et Appel.

Tsisy resaka be fa tena hoe tsara.(son 3D)
Mp avy hatrany ary raha liana na antsoy ny 0345495031.

Prix lasa 95.000ar raha 120.000ar teo aloa
Livraison Partout à Madagascar(3.000ar ny frais de livraison à domicile)

ECOUTEUR BLUETOOTH sans filJBL TWS4(Mp avy hatrany ho an'izay liana na miantso).-Son tena tsara no extra basse-Mateza ts...
23/09/2023

ECOUTEUR BLUETOOTH sans fil

JBL TWS4(Mp avy hatrany ho an'izay liana na miantso).

-Son tena tsara no extra basse
-Mateza tsara ny batterie
-Prix = 30.000ar/150.000fmg.

Contact 0345495031 ou en message privé
Livraison partout à Madagascar(gratuite au centre ville)

Parfums du corps et aussi pour cheveux -Manimanitra ery miaraka aminy.-Manintona tanteraka ny fofony .-Afaka misafidy iz...
17/09/2023

Parfums du corps et aussi pour cheveux

-Manimanitra ery miaraka aminy.
-Manintona tanteraka ny fofony .
-Afaka misafidy izay tiana mihintsy.
-Prix 20.000ar/100.000 fmg

Tél 0345495031 ou en Mp
Livraison partout à Madagascar seulement 3.000ar

Alefa mora ireto ECOUTEUR bluetooth ireto ka asio ady Varotra.Promotion be fa araraoty anPrix efa misoratra am sary -Bos...
16/06/2023

Alefa mora ireto ECOUTEUR bluetooth ireto ka asio ady Varotra.
Promotion be fa araraoty an
Prix efa misoratra am sary

-Bose700
-S500
-S9
-S109
-A3

Midira mp na 0345495031 izay mila
Livraison Partout à Madagascar seulement à 3.000ar

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345495031

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop niaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shop niaina:

Share