Glô-Sista Fasan-karana

Glô-Sista Fasan-karana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glô-Sista Fasan-karana, Shopping & retail, Antananarivo.

Tonga NY arrivage tsika Mora be mbola afaka akana tombony tsara foana Malaky fa vitsivitsy Kelly❤️💋💗
10/12/2025

Tonga NY arrivage tsika

Mora be mbola afaka akana tombony tsara foana
Malaky fa vitsivitsy Kelly❤️💋💗

Ny lakroan’i Masindahy André (St. Andrew’s Cross), izay miendrika “X”, dia mifototra amin’ny lovantsofina kristianina tr...
30/11/2025

Ny lakroan’i Masindahy André (St. Andrew’s Cross), izay miendrika “X”, dia mifototra amin’ny lovantsofina kristianina tranainy. Ireto no antony lehibe anehoana azy amin’izany endrika izany:

1. Tsy nety nolanina toa an’i 𝐉𝐞𝐬𝐨𝐚 izy

Araka ny lovantsofina, rehefa nosamborina i Masindahy André dia nolazainy fa tsy mendrika ho fehezina amin’ny lakroa mahazatra (miendrika “T” na “+”) izy, satria tsy te hahazo ny voninahitr’i Kristy.

2. Nangataka mba hafatotra amin’ny lakroa hafa endrika izy

Noho izany fahatsorana sy fanetren-tena izany dia nangataka fomba fijaliana hafa izy, ka nofatorana tamin’ny lakroa miendrika X — antsoina hoe crux decussata.

3. Lasa marika manokana mampiavaka azy

Taorian’ny nahafatesany, lasa famantarana manokana an’i Masindahy André ilay lakroa X, ka izany no:

ampiasaina amin’ny sainan’i Scotland,

hita amin’ny sainan’ny firenena maro sy famantarana fiangonana,

ary tena mitovy amin’ny “fifaladia” na “X” lehibe hita amin’ny sary masina.

4. Heviny ara-panahy

Ny endrika X dia:

maneho fankatoavan-tena sy fanetrentena,

ary manamafy fa natoky marina ny fiantsoan’ny Tompo izy, na dia teo amin’ny fahafatesana aza.

- IHS : soratra hita eo amin'ny Eokaristia matetika , teny Latine nafohezina , Ieusus Hominum Salvator , izay midika ami...
21/11/2025

- IHS : soratra hita eo amin'ny Eokaristia matetika , teny Latine nafohezina , Ieusus Hominum Salvator , izay midika amin'ny teny frantsay hoe Jesus Homme Sauveur (JHS), na Jesoa Mpamonjy ny Olona

-INRI : soratra hita eo amin'ny Hazofijalina (teo ambonin'ny lohan'i jesoa), teny Latine nafohezina, Iesus Nazarenus Rex Ieuodeorum, na Jesoa avy any Nazareta, Mpanjakan'ny Jiosy.

IREO MENAKA MASINA HAMPIASAINA AMIN'NY SAKRAMENTA :

* S. C : Sanctum Chrismah, Menaka Masina fampiasa amin'ny Sakramenta Batemy, sakramenta Fankaherezana, Sakramenta Filaharana

* O.C : Oléum Cathécumenerum :Menaka Masina fampiasa amin'ny Batemin'olon-dehibe, Batemin-jaza vory saina

* O.I : Oléum Infermerum : Menaka Masina fampiasa amin'ny sakramenta Marary

Écouteurs bluetooth M10Bt wirelessV5.1
04/08/2025

Écouteurs bluetooth M10
Bt wireless
V5.1

Arrivage tsara be daoly e🥰🕶️🤓Prix mora be ny lunettes de marque antsika♥️🥽😎👓🕶️
17/06/2025

Arrivage tsara be daoly e🥰🕶️🤓
Prix mora be ny lunettes de marque antsika♥️🥽😎👓🕶️

Monture mora be aty aminay🥰❤️❣️
10/06/2025

Monture mora be aty aminay🥰❤️❣️

Lunettes anti lumière bleu💙 standards tsara bé🥰😘Sady mora be
04/06/2025

Lunettes anti lumière bleu💙 standards tsara bé🥰😘
Sady mora be

14/03/2025

💕♥️❤️

HO solon’ny fifadian-kanina amin’ny karemy, dia natolotry ny Papa François ho asa fiantrana 15. 1. miarahaba. (na aiza n...
06/03/2025

HO solon’ny fifadian-kanina amin’ny karemy, dia natolotry ny Papa François ho asa fiantrana 15.

1. miarahaba. (na aiza na aiza foana)

2. Misaora. (na dia tsy voatery)

3. Ampahatsiahivo ny hafa fa tena tianao izy ireo.

4. Veloma amin'ny fifaliana ny olona izay hitanao isan'andro.

5. Henoy ny tantaran'ny hafa, tsy misy fitsarana an-tendrony, amim-pitiavana.

6. Atsaharo mba hanampy. Mitandrema amin'izay mila anao.
7. Asandrato ny fanahin'ny olona iray.

8. Ankalazao ny toetra sy/na ny fahombiazan'ny hafa.

9. Fidio izay tsy ampiasainao ary omeo izay mila izany.

10. Ampio rehefa ilaina mba hisy olon-kafa miala sasatra.

11. Manitsy sy manoro hevitra amin'ny fitiavana, fa aza mangina noho ny tahotra.

12. Manaova fifandraisana tsara amin’ny olona akaiky anao.

13. Diovy izay ampiasainao ao an-trano.

14. Ampio ny hafa handresy ny sakana.

15. Antsoy ny ray aman-dreninao, raha tsara vintana ianao mbola manana azy ireo.

• Mifady hanina amin'ny teny mandratra ary mampita teny feno hatsaram-panahy

• Mifady hanina amin'ireo tsy afa-po ary fenoy fankasitrahana

• Mifady hanina amin'ny fahatezerana ary fenoy halemem-panahy sy faharetana ny tenanareo

• Mifady hanina amin'ny pessimisme ary fenoy fanantenana sy fanantenana ny tenanao

• Mifady hanina amin'ny fanahiana ary fenoy fahatokisana an'Andriamanitra ny tenanao

• Mifady hanina amin'ny fitarainana ary mameno ny tenanao amin'ny zavatra tsotra eo amin'ny fiainana

• Mifady hanina amin'ny fanerena ary fenoy vavaka ny tenanao

• Mifady hanina amin'ny alahelo sy ny mangidy ary fenoy fifaliana ny fonao

• Mifady hanina amin'ny fitiavan-tena ary fenoy fangorahana ny hafa ny tenanao

• Mifady hanina amin'ny tsy famelan-keloka ary fenoy toe-tsaina mampihavana

• Mifady hanina amin'ny teny ary fenoy fahanginana sy fihainoana ny hafa

Raha manandrana izany fifadian-kanina izany isika rehetra dia ho feno ny fiainana andavanandro:

*Fihavanana*
*Fahatokisana*
*Fifaliana*
Ary *fiainana*

Tratry ny Karem

Lunettes de luxe pour femmes lamody bée 🥰🤩
05/02/2025

Lunettes de luxe pour femmes lamody bée 🥰🤩

Chrismas déjà⛄🎄
23/11/2024

Chrismas déjà⛄🎄

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glô-Sista Fasan-karana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share