27/10/2023
Salama ehh,
Sur commande fona ary eh,
Table TV : 1m10*60*30
Prix sur commande: 650.000Ar
Na manana model hafa ihany koa ianareo
Afaka miditra amin'ny hafatra miafina izay tena liana ah❤️ na ihany koa manantona direct na miantso amin'ny nomerao 0331184734