30/05/2024
Bonsoir 🥰
Te hizara ny nanjo ahy aho ary te hanampy anareo otranah iany koa☺️
Feno mony be ah taloha tena feno (tapikiandrina , tarehy, eny am sisiny sofina)
TENA MITOMANY MITSY INDRAINDRAY REHEFA MIJERY FITARATRA
fa tsy manina zany🥰 zao ah zao sitrana☺️ tena sitrana☺️
Raha manaraka ireto geste quotidien ireto ambany ireto nareo de ho sitrana mitovy am nah ko☺️
1) Ny sakafo fadina
_siramamy fotsy na mavo (solohy tantely pure)
_sira (tena ah enao ny sira )
_menaka(fadiana avoko ny sakafo be menaka toiny m**o endasina rehetra ireny)
_alokola,jus gaz (soloy RANO na jus naturel tsy misy siramamy be)
_hena mena (viande rouge ) [1 isakerinandro iany vo mihinana] [soloy trondro na atody]
2)Ny fietsika tokony hatao isanandro
_manasa tarehy aminy rano matimaty isakiny alohany atory sy rehefa mifo (2 fois par jour iany no tokony manasa tarehy)
_ diovina tsara ny tanana alohany anasana tarehy sode mamindra bactéries indray (diovina am savon mihitsy)
_serviettes anasanao tarehy ataovy mitokana sady sasana matetika (serviettes malefaka na lamba malefaka)🧤
_ ny fonona odana iany ko soloina isak erinandro🛍
_ tsy mitika tarehy mihitsy (aza avela vokitiky ny volonao ny tarehy na vokitik olona) 🔕
_avelao ny tarehy ho tsofiny rivotra mba aka aina🌬
_diovy matetika ny écran any Phone anao satri mikasika ny tarehy iny nefa maloto📲
_ataovy ampy tsara ny torimaso (adiny 8h)
_ahenao ny raritsaina (stress)
Inona kosa ary ny sakafo tokony ho anina ? ☺️ raha mahaliana anao de abonnéo ny page Mik'olo ataovy fahazarana mihitsy ireo ambony ireo e ho itanao ny fiovana🥰🥰