Le Showroom 103

Le Showroom 103 Tout comme sur le showroom physique d'Ambohitrarahaba, vous retrouverez ici les informations sur tous nos produits et services.

🌟 Les mots de notre responsable RH - AGP / CGP 🗂 Les documents utiles : https://urlz.fr/uzm6
07/08/2026

🌟 Les mots de notre responsable RH - AGP / CGP

🗂 Les documents utiles : https://urlz.fr/uzm6

🌟 Les mots de notre responsables RH - AGP / CGP.

🗂 Les documents utiles : https://urlz.fr/uzm6

🗨 PMI / PME Malagasy ianao ⁉️🗨 Manana vokatra tsara tianao ho ampahafantarina ny malagasy ety Avaradrano, Tanà 103 ⁉️🗨 M...
22/07/2026

🗨 PMI / PME Malagasy ianao ⁉️
🗨 Manana vokatra tsara tianao ho ampahafantarina ny malagasy ety Avaradrano, Tanà 103 ⁉️
🗨 Misokatra amin'ny fiarahamiasa izahay ‼️

🗨 Ianareo mitady asa manodidina ny varotra koa dia tena ilainay be ho enti-manatsara ny tsenan'ireo mpiara-miasa aminay 👋 TONGAVA MIRESAKA ‼️

👉 Email de candidature : 📧 [email protected]

😂 Niontsana ilay Tantely teo ivelany dia gaga ilay olona sady lasa nandeha... Ity ny valiny 👇 👇 👇
20/07/2026

😂 Niontsana ilay Tantely teo ivelany dia gaga ilay olona sady lasa nandeha... Ity ny valiny 👇 👇 👇

👋 Mitady olona "madio fiasa" mba hanamboatra toy ireo fitoeram-boninkazo ireo. Ny voninkazo efa vonona, izahay no mianto...
18/07/2026

👋 Mitady olona "madio fiasa" mba hanamboatra toy ireo fitoeram-boninkazo ireo. Ny voninkazo efa vonona, izahay no miantoka, ilay fotodrafitrasa sisa hitadiavana olona.

📧 Tonga dia alefa anaty MP aminay ny karama, ny faharetan'ny asa ary ny ilaina rehetra. Tsara raha vita iray andro, mety andro Alahady tsy be olona. Afaka tonga eto amin'ny Le Showroom 103 mijery ny toerana.

⚠️ Tsy mitohaka ery aloha be ery akory ilay fitoeram-boninkazo lava be io. Tokony misy lalana handehan'ny olona foana, eo amin'ny 50cm akaikin'io panneau kely ambany io. Raha zaka dia asiana tohatohatra kely eo alohan'io présentoir io fa sahirana foana ireo "nahazo taona" mihanika ilay kisilasila eo.

✅ Tsy misy toy ireo manembatsembana ny lalan'ny olona mankeo amin'ireo tsena mifanila aminay. Manaraka ny sisin'ny dalle eo anoloanay fotsiny ireo voninkazo ireo, sady fandraisana anjara amin'ny fanatsarana ny endriky ny tanàna no mifoaka ny rivotra maloto 🌱🌿🌺🌷🌼

Misaotra mialoha

12/06/2026

☝Ity ny rano fisotronay amin'izao.

Tafiditra anaty kit bien-être ny mpiasa eto amin'ny boutique Le Showroom 103.

👋 1.500 Ar ny 500ml. Vitsy ny ato satria tokony an'ny mpiasa ilay 500ml kanefa mbola tsy misy raikitra indray ato amin'izao 🙄

🗨 Recrutement VENDEUSE sur BEON RH

🚩 LIEU POUR DÉPOSER VOS DOSSIERS - LIEU DE L'ENTRETIEN ET DE RÉUNION & BOUTIQUE :
https://www.facebook.com/share/p/tf7SLLHV5AznhA31

🔥 DÉGUSTATION POSSIBLE SUR Le Showroom 103 ! Tongava manandrana, maimaim-poana. ✅ Ho hatsaraina tsara hiafanaraka amin'n...
11/05/2026

🔥 DÉGUSTATION POSSIBLE SUR Le Showroom 103 ! Tongava manandrana, maimaim-poana.

✅ Ho hatsaraina tsara hiafanaraka amin'ny filànareo mpanjifa ny vokatra vao averina amidy indray.

✅ Tsy rano misy tsirona voankazo na legioma no tadiavintsika fa fahasalamana ; Indrindra ho anareo efa zokinjokiny.

🍋🍍🥕🥒 Ranom-boakazo sy legioma mahasalama na dia 1 vera aza no omenay anareo, vokarin'ny BioZone 🤞😁

📱Boutique physique - Le Showroom 103
▪️033 71 698 07
▪️034 08 136 21

🚩 PLAN DE REPÉRAGE DE LA BOUTIQUE :
https://www.facebook.com/share/p/tf7SLLHV5AznhA31

👋 TONGAVA MANAO DÉGUSTATION GRATUITE ! 🥰➕ ingrédients secrets de Hasina Ny Fahasalamana 🚩 LIEU POUR DÉPOSER VOS DOSSIERS...
30/04/2026

👋 TONGAVA MANAO DÉGUSTATION GRATUITE ! 🥰

➕ ingrédients secrets de Hasina Ny Fahasalamana

🚩 LIEU POUR DÉPOSER VOS DOSSIERS - LIEU DE L'ENTRETIEN ET DE RÉUNION & BOUTIQUE :
https://www.facebook.com/share/p/tf7SLLHV5AznhA31

📱Boutique physique - Le Showroom 103
▪️033 71 698 07
▪️034 08 136 21

03/01/2026

Address

Ambohitrarahaba, Box N° 1, Fivarotan-kazo GEMAVY
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Showroom 103 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Showroom 103:

Shortcuts

Share

Category