08/06/2026
✨ Efa elaela tokoa no tsy namoaka asa-tanana izahay! ✨
Tonga indray ary ny fotoana hanehoana ny zava-baovao sy ny talentanay 😍💅
Misaotra anareo hatrany amin'ny fitokisana sy ny fanohanana. Ireto ary ny sasantsasany amin'ireo asa vitanay, natao tamim-pitiavana sy fahamatorana. 💖
📍 Soavimasoandro Mahatony 📅 Sur rendez-vous uniquement 📞 034 34 633 01
Anj'Art Beauté – Ny hatsaranao no laharam-pahamehanay. ✨🌸