03/09/2026
Helloo..✨
Tadidinareo ve 🥰?
Rahampitso Zahay manomboka mandray commande.📥.
Matevina tena matevina ❣️ Tsy mbola hitanareo eny antsena aloha.
Amantaonany vao simbanareo. Mba manao vazaha2 chambre koa e😆.
✔️Ialana tsiny aminy mp client sasany tsy voavaly omaly fa efa mihezaka mamaly anareo ny commerciale anay.😘