π‘»π’Šπ’‚π‘©π’π’–π’•π’Šπ’Œ

Call Directions

π‘»π’Šπ’‚π‘©π’π’–π’•π’Šπ’Œ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from π‘»π’Šπ’‚π‘©π’π’–π’•π’Šπ’Œ, Shopping & retail, Antananarivo.

Tia Boutik – Art de la table & dΓ©coration maison
Ustensiles de cuisine & dΓ©co Γ©lΓ©gante pour un intΓ©rieur chic.
πŸ“ž +261 34 86 648 78 | +261 37 62 365 97 |Message privΓ©
πŸ“ Livraison rapide manerana ny Madagascar πŸ‡²πŸ‡¬
tiktok.com/

πŸŽ’β€οΈ Nahoana no miandry ho simba vao mitady cartable vaovao ho an'ny zanakao? πŸ‘€Raha mandeha mianatra isan'andro ny zanaka...
30/09/2026

πŸŽ’β€οΈ Nahoana no miandry ho simba vao mitady cartable vaovao ho an'ny zanakao? πŸ‘€

Raha mandeha mianatra isan'andro ny zanakao, tsara foana raha misy cartable de rechange ao an-trano. πŸ₯°

πŸ‘‰ Misy fotoana maloto ilay iray…
πŸ‘‰ Misy fotoana mila sasana…
πŸ‘‰ Ary rehefa ampiasaina isan'andro, mety ho mora tonta kokoa.

Noho izany, afaka mifandimby 2 na 3 cartables ny zanakao, mba hahafahanao mikarakara azy ireo tsara kokoa ary hampaharitra kokoa ny fampiasana azy. πŸŽ’βœ¨

❀️ Ary tsy hoe cartable fotsiny…
Fa zavatra entin'ny zanakao isan'andro izy io, ka tokony ho mahafinaritra, pratique ary tiany ihany koa.

✨ Jereo ireto modèles vaovao ireto !
πŸŽ’ Ho an'ny ankizivavy
πŸŽ’ Ho an'ny ankizilahy
πŸŽ’ Misy modΓ¨les samihafa arakaraka ny goΓ»t-ny

πŸ‘§ Raha zanakao vavy, modΓ¨le iza no tiany?
πŸ‘¦ Raha zanakao lahy, modΓ¨le iza no tiany?

πŸ’¬ Lazao ao amin'ny commentaire ny Γ’ge-ny zanakao, dia afaka manampy anao hisafidy modΓ¨le mety aminy izahay. ❀️

Prix : 28 000ar βœ… fotsiny πŸ‘Œ

πŸ‘‰ Alefaso MESSAGE PRIVΓ‰ anao Ary na afaka miantso avy hatrany .
πŸ“ž 034 86 648 78
πŸŽ’β€οΈ Kely ny zavatra omena, fa lehibe ny hafaliana ho an'ny zanatsika.

πŸ›΅ Livraison Γ  partir 3000ar /Mandefa faritra koa an πŸ“¦

30/09/2026

❌Prix Impossible ❌ + Cadeau
ModΓ¨le unique daholo πŸ₯°
fans

Iza koa Ilay tsy mety Raha tsy misotro cafΓ© β˜• isan'andro ?? Fa Raha  tsy maintsy hisotro ihany tsy Aleo atao tsara ny ta...
30/09/2026

Iza koa Ilay tsy mety Raha tsy misotro cafΓ© β˜• isan'andro ??

Fa Raha tsy maintsy hisotro ihany tsy Aleo atao tsara ny tasse sy ny cafetière mba vao maika hazoto 😜

🌸 Cafetière/Théière avec 4 tasse 🌸

Prix : 25 000ar βœ…

❌ STOCK TRÈS LIMITΓ‰E ❌

πŸ›΅ Livraison Γ  partir 3000ar /Mandefa faritra koa an πŸ“¦

29/09/2026

Ory reto ah!Nareo kosa dia misy milavaniny loatra eh!
Γ€ 11h15 Nareo manao commande dia hoe tsy maintsy atao androany ny livraison anareo .
Tsy ianareo irery anie no anaovanay livraison ehhh
fans

❌ PRIX MATIANTOKA ❌ oaaa Alefako 22 000arβœ… Ireto modΓ¨le tsara Kely Ireto Stock trΓ¨s limitΓ©e ‼️ : Pokemon     2 disponibl...
29/09/2026

❌ PRIX MATIANTOKA ❌ oaaa

Alefako 22 000arβœ… Ireto modΓ¨le tsara Kely Ireto

Stock trΓ¨s limitΓ©e ‼️ :
Pokemon 2 disponible
Panda 2 disponible
Cinnamarall 1 disponible

JP + modèle + contact en mp ou commentaire

πŸ›΅ Livraison Γ  partir 3000ar /Mandefa faritra koa πŸ“¦

29/09/2026

Malahelohelo anareo 😁😜 za dia amoaka PRIX MATIANTOKA anareo za kelikeky eo fa aza miala alavitra saody tsy mahazo eo .

A 9h no avoaka Atsika

fans

28/09/2026

Faite votre commande en mp πŸ‘‡
Prix : 28 000ar βœ…
π•π¨π­π«πž π’πšπ­π’π¬πŸπšπœπ­π’π¨π§ 𝐦𝐚 𝐩𝐫𝐒𝐨𝐫𝐒𝐭é🩷

Arrivage πŸ“¦ Faraparany amin'ny cartable πŸŽ’ Atsika Ireto . Amin'ilay mampazoto mianatra tsara ny dessin Sady Amin'ilay saro...
28/09/2026

Arrivage πŸ“¦ Faraparany amin'ny cartable πŸŽ’ Atsika Ireto .

Amin'ilay mampazoto mianatra tsara ny dessin Sady Amin'ilay sarotra tedavina πŸ˜‰
Raha tsy mahazo amin'ireto kousa aloha Nareo dia mampalahelo n'y ankizy sy ny lehibe eh! 😜

πŸ‘‰Prix : 28 000ar βœ…
πŸ‘‰QualitΓ© au top πŸ‘Œ
❌Modèle unique ❌

Alefaso aingana ny commande en mp na WhatsApp
+261 34 86 648 78

π•π¨π­π«πž π’πšπ­π’π¬πŸπšπœπ­π’π¨π§ 𝐦𝐚 𝐩𝐫𝐒𝐨𝐫𝐒𝐭é🩷

πŸ›΅ Livraison Γ  partir 3000ar /Mandefa faritra koa an πŸ“¦

Address

Antananarivo

Telephone

+261387508518

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘»π’Šπ’‚π‘©π’π’–π’•π’Šπ’Œ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share