22/05/2026
⚡ PROMO DE CHOC @ ireto zavatra 9 ireto ary e⚡
Efa nampoizinao ve? Tonga indray ny fotoana hanavaozana ireo fitaovana ilainao isan'andro nefa tsy handany drala be! PROMOTION MANDALO KELY FOTSINY ka aza avela handalo sao tsy mahazo enao a! 🏃♂️💨
Indro ny lisitry ny entana efa vonona ho anao:
🔋 EO AMIN'NY RESAKA ENERGIE & CHARGEURS:
• Chargeur de Batterie 6V-12V (10A) : Idealy ho an'ny Moto, Scooter, Fiara, ary Batterie Solaire. Tsotra, haingana ary azo antoka!
• 👉 Vidiny Promo:30 000 Ar fotsiny!
• Charger Super Fast 150W (PKG091) : Misy Ports USB 4 sy PD 2. Afaka miara-manafana fitaovana maro (Téléphone, Tablette, Switch) amin'ny hafainganam-pandeha ambony sy fiarovana feno!
• 👉 Vidiny Promo:25 000 Ar fotsiny!
💻 HO AN'NY RESAKA INFORMATIQUE & INTERNET:
• USB 3.0 Ethernet Adapter (Gigabit LAN): Ho anao mila internet tsy manapaka, haingana be (100/1000 Mbps). Tonga dia ampidirina fotsiny (Plug & Play) amin'ny Windows, Mac, na Linux. Idéal ho an'ny gaming sy télétravail!
• 👉 Vidiny Promo:30 000 Ar fotsiny!
• Souris Filaire HP Premium: Souris matanjaka sy tsara endrika, mahazo aina tsara ny tanana, 1200 DPI ho an'ny birao sy ny fianarana.
• 👉 Vidiny Promo:12 000 Ar fotsiny!
• Souris Optique DELL (Filaire): Precision tsara dia tsara (1200 DPI), ergonomic, efa voazaha toetra sy miasa avy hatrany!
• 👉 Vidiny Promo:12 000 Ar fotsiny!
• Souris Sans Fil HP Inalámbrica (2.4GHz): Miala amin'ny tariby manelingelina! Mouvement fluid, mitsitsy batterie, ary mora entina isam-batan'olona.
• 👉 Vidiny Promo:20 000 Ar fotsiny!
🛠️ GADGETS & KOZATRA ISAN'ANDRO:
• Digital Multimeter (DT83 Series): Fitaovana tsy maintsy ananana ho an'ny fanamboarana fitaovana elektronika (finday, carte mère, sns). Precision sy fahombiazana amin'ny vidiny ambany!
• 👉 Vidiny Promo:15 000 Ar fotsiny!
• Réveil Digital Touch: Famantaranandro maranitra mampiseho ora, daty, ary hafanana (température). Tsara tarehy apetraka eo ambony bureau na eo am-pandriana.
• 👉 Vidiny Promo:22 000 Ar fotsiny!
• Paquet de 24 Magnetic Earrings: Kavina manjelanjelatra tsy mila loaka (magnétique), tsara tarehy sy stylish kely ho an'ny style isan'andro.
• 👉 Vidiny Promo:12 000 Ar fotsiny ny fonosana iray!
🔥 OFFRE LIMITÉE – STOCK TENA VOAFETRA! 🔥
⚠️ Aza adino: Mandalo ihany ity vidiny ity ary efa madiva ho lany ny tahiry (stock).
📦 Livraison: Afaka aterina manerana an'i Madagasikara!
Raha misy mahaliana anao aza misalasala miditra MP na miantso ny 034 64 104 10.
Aza adino ny mijery commentaire fa misy entana tsy ampoizinao tampoka ao👇👇👇