Ndao hiantsena

Ndao hiantsena Mpamatsy Atody en gros. Prix ferme.

15/05/2026

Rehefa tafiakatra 4K isika dia
Ho ampianariko an'ilay glace matsiro kely maimaimpoana, clarinette multi color.

⏺️ π‘π„ππˆπ‘π€ππŽπ' πˆπŠπŽππ€ : ππ€π‡πˆπ“π€ππ€ 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 ππ€π“π’πˆππ†π„π•π€π'𝐍𝐘 π‘π€ππŽ Nahitana faty nantsingevan'ny rano tao amin'ny reniranon'Ikopa...
14/04/2026

⏺️ π‘π„ππˆπ‘π€ππŽπ' πˆπŠπŽππ€ : ππ€π‡πˆπ“π€ππ€ 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 ππ€π“π’πˆππ†π„π•π€π'𝐍𝐘 π‘π€ππŽ

Nahitana faty nantsingevan'ny rano tao amin'ny reniranon'Ikopa androany hariva 14 Aprily 2026. Ikopa tsy lavitry ny kianja filalaovana baolina kitra Ivanja, fokontany Ambohitsoa no nahitana izany razana izany.

Natao ity fizarana ity ho fampandrenesana ho an'ny rehetra satria mbola tsy nahitana antontan-taratasy ahafahana mamantatra ny mombamomba ity olona ity teny aminy. Noho izany, izay mety ho manana havana tsy hita na miahiahy ho mahalala azy mba hifandray haingana amin’ny tompon ’andraikitry ny fokontany eny Ambohitsoa.

Mbola eny amin'ny toerana nahitana azy ny razana, amin’izao fotoana izao, miandry ny fahatongavan’ny fianakaviany sy ny fepetra manaraka avy amin’ny manam-pahefana.

©️ TangoLima

πŸ‡²πŸ‡¬ RAHALAHY sy RANABAVY 😱 πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‘‰ Raha Mampirafy anao ny VADINAO   dia izy no DISO faza habadon'ny olona Vendrana miteny hoe...
01/02/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ RAHALAHY sy RANABAVY 😱 πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ‘‰ Raha Mampirafy anao ny VADINAO
dia izy no DISO faza habadon'ny olona
Vendrana miteny hoe :
" SAO AVY AMINAO NY HADOSOANA "

πŸ‘‰ F a Raha mampifary anao izy dia aza
manontany izay Antony Nampirafesany anao akory anao fa
matoa izy manitsaka anao dia tsy tiany
enao zany fa ataony hikarakara azy sy
ataony fagnalagna TARANAKA fo 🀦

πŸ‘‰ Fa Raha Mampirafy anao ny VADINAO
dia Tadidio fa ditrany izany fa tsy oe anao no Ratsy πŸ™

πŸ‘‰ Raha mampifary anao ny VADINAO dia aza ny SATANA no omenao tsigny fa
izy mihitsy hoe efa Dévoly VELONA 🀦

πŸ‘‰ Raha Mampirafy anao ny VADINAO dia tsy VADINAO izy izany fa
ADVERSAIRANAO πŸ™

NB : Tsy Mitondra soa ny fampirafesana
Ry Namako isany fa n'y tokatrano efa
nandalovana Fampirafesana izany dia
Tokatrano cinΓ©ma fotsiny fa Tadidio fa
tsisy fitiavana izany intsony fa reraka fona ny oe " NAMELA azy a " fa io
HAVAKO tsisy olona mavita manadino
izany fa oka hajao ny Tokatranonao fa
tsisy vokatsoa azo am Fampirafaisana io

01/02/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261330175579

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao hiantsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share