Grossistes by Mendrika

Grossistes by Mendrika ✅ Spécialiste en vente en gros: articles variés, qualité garantie, service rapide, livraison azo antoka.


038 05 767 74 Mme Mendrika

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE 🔥✨ GAMME WUGUYE – 450ML PAR BOUTEILLE ✅SHAMPOOING (Manala volo gras sy Angadrano)✅CONDITIONNE...
05/09/2026

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE 🔥

✨ GAMME WUGUYE – 450ML PAR BOUTEILLE
✅SHAMPOOING (Manala volo gras sy Angadrano)
✅CONDITIONNEUR( manala ny volo tapaka, vakivaky,tsy mila manao soins intsony ny volo miloko)
✅GEL DO**HE( Manala tache ny vatana, manamandina)

🌾 Vita avy amin’ny akora voajanahary :
🤎 Vary gasy
🌾 Apemby
🌾 Blé
🌱 Grain de lin

😱😱Ny tena Mahatsara azy dia izy TSY MIFIDY VOLO

💆‍♀️ Natao hikarakara ny volo sy hanampy amin’ny fanatsarana ny endriny :
✨ Manampy miady amin’ny angandrano
✨ Manampy hanamafy sy hanatevina ny volo
✨ Manampy amin’ny volo vakivaky
✨ Manampy mikarakara ny volo tapatapaka
✨ Manampy hahatonga ny volo ho malefaka sy mamirapiratra 😍

🧴 450ML / BOUTEILLE

🔥 PRIX PROMO : 19.000 Ar ihany !
❌ Au lieu de 45.000 Ar

⏰ PROMOTION MANDEHA IZAO — aza tara!

💬 Iza no mila gamme ho an’ny volony? 😍
📩 Alefaso MP raha hanao commande.

,

02/09/2026

Efa mandeha ny LIVE ao @ pagentsika By Mendrika 🥰✅

02/09/2026

Nafindra ao Page By Mendrika ny Live ELECTRO antsika androany Sao tara an❤️🤗
fans

Ato By Mendrika Kay reto ny LIVE Androany a🙏🏻👉🏻adinoko fa manasa anareo I abonné zao dia  maharaka 😘
02/09/2026

Ato By Mendrika Kay reto ny LIVE Androany a🙏🏻
👉🏻adinoko fa manasa anareo I abonné zao dia maharaka 😘

02/09/2026

✅coucou 🥰 LIVE électronique isika Androany (misy tel Androïde,tablette sns..)
✋Misy Miandry Ve?

01/09/2026

Alefaso zao ny contact et lieu + entana natao jp azafady
mankasitraka ❤️❤️

01/09/2026

Mixtes 😱😱😱

31/08/2026

somary tara bé izahay androany Dia reportena demain ny live
🥰 Mankasitraka indrindra 🥰🥰

✅IRETO avy ny santionany @ LIVE androany 👌👉Ao daholo ve✅✅😉😍🥰
31/08/2026

✅IRETO avy ny santionany @ LIVE androany 👌

👉Ao daholo ve✅✅😉😍🥰

Address

Antananarivo
2001

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grossistes by Mendrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Grossistes by Mendrika:

Shortcuts

Share