08/10/2022
✋Miarahaba antsika rehetra.
🎁Efa misy indray ny 🎓formation pratique savon de ménage commerciale raha niato kely izany noho ny fandaminana, ny 🎇kalitao no trandrahina eto fa tsy ny isa fa kosa ahazoana tombony tsara. Menaka mandry rajah no ampiasaintsika ahazoana savony fotsy tsara, sady midina ny vidiny izao no misy foana mandava-taona
🕓Toa izao ny fandaharam-potoana :
▶Mandray mpiofana isa-maraina raha ety amin'ny atelier Alasora.
▶Isan-kariva kosa raha izahay no mankeny aminao.
🚫Tsy mandray mpiofana ny alarobia.
📄Fitaovana handraisana naoty ihany no entina ary misy ampahany amin'ny asa vita afaka entina mody.
📱Misy foana koa ny formation en ligne ho an'izay mipetraka lavitra na tsy afaka hanatrika mivantana.
🚴Mivarotra savony barre karazany roa koa ho an'ireo izay hividy, afaka manao livraison ny hariva fa kosa misy frais.
💻Afaka miditra amin'ny hafatra miafina na miantso ny laharana ☎0340368602.