Brihé cosmetika

Brihé cosmetika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Brihé cosmetika, Shopping & retail, Tana, Antananarivo.

26/05/2024

📌𝗜𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗳𝗮 𝘁𝗲 𝗵𝗼 𝗹𝗮𝘃𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼?𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗶𝘁𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗯𝗲 𝗼𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻-𝘁𝘀𝗶𝗻𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗻𝘆??🤔🤔🤔🤔🤔👇👇👇👇Io ary ilay izy e savon polygonum plante avy any chine avy any ihany ny polygonum izay no nanamboaran'izy ireo azy io🧼savon noir polygonum fanasana loha (Anti-chute et Repousse)

💥𝗠𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗻𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝘀𝗼𝗹𝗮 𝗮𝘇𝗮
💥𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗻𝘁𝘀𝗼𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝘇𝘆
💥𝗠𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼
𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁 𝗼𝗿𝗶𝗴𝗶𝗻𝗮𝗹,100%✓✓𝗯𝗶𝗼
𝗩𝗶𝘁𝘀𝗶𝘃𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮 𝗮𝘇𝗮 𝘁𝗮𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝘀𝗮𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼

☎️034 75 246 23

25/05/2024

𝗔𝗿𝗿𝗶𝘃𝗮𝗴𝗲 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝗶𝘁𝘆 𝗦𝗔𝗩𝗢𝗡𝗬 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗬 𝗥𝗢𝗡𝗢𝗡𝗢 𝗦𝗬 𝗞𝗢𝗕𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗥𝗜𝗠-𝗕𝗔𝗭𝗔𝗛𝗔
𝗶𝘁𝘆🧼🧼🧼🧼🧼made in Thailande

🔴Efa tena be mpampiasa be izy io any ivelany indrindra ireo sinoa raha tianareo ho fantatra ny mampadio hoditra azy ireny 😍 mampafotsy,manala tâches ary tena madio hatramin'ny panda,mony,...mampadio be tsy misy pentina ny tarehy izy io
📌Sur net efa feno vidéo sy témoignage be dia be momba azy afaka mijery nareo
❌Tsy mifidy hoditava mety tsara amin'ny hoditra rehetra

☎️034 75 246 23
🛵 Livraison Tana -Province

𝗕𝗘 𝗗𝗜𝗔 𝗕𝗘 𝗡𝗢 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗜𝗭𝗬 𝗜𝗧𝗬 𝗗𝗜𝗔 𝗜𝗢 𝗔𝗥𝗬 𝗙𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗜𝗭𝗬🔥🔥🖤🤍Spray mamafa ny tatouage amin'ny vatana 🪄Flacon iray...
24/05/2024

𝗕𝗘 𝗗𝗜𝗔 𝗕𝗘 𝗡𝗢 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗜𝗭𝗬 𝗜𝗧𝗬 𝗗𝗜𝗔 𝗜𝗢 𝗔𝗥𝗬 𝗙𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗜𝗭𝗬🔥🔥
🖤🤍Spray mamafa ny tatouage amin'ny vatana
🪄Flacon iray hoan'olona iray ary ampiasaina isanandro tsy tapaka (10andro mampiasa dia efa mihalefy mihamanjavona ilay tatoo)
🪄Produit tsara be sady tsy misy effet secondaire atahorana ny fampiasana azy

📞034 75 246 23
🛵 Livraison Tana-Province

24/05/2024

💦💦💦𝗠𝗜𝗡𝗜 - 𝗥𝗔𝗦𝗢𝗜𝗥💦💦💦
(𝗠𝗶𝗻𝗶 𝗿𝗮𝘀𝗼𝗶𝗿 𝗮𝘃𝗲𝗰 6 𝗹𝗮𝗺𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗿𝗲𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲)
-𝗦𝗼𝘂𝗿𝗰𝗶𝗹𝘀, 𝘃𝗶𝘀𝗮𝗴𝗲,𝗯𝗮𝗿𝗯𝗲
-𝗣𝗼𝘂𝗿 𝗽𝗲𝗮𝘂 𝘀𝗲𝗻𝘀𝗶𝗯𝗹𝗲- 𝗘𝘅𝗳𝗼𝗹𝗶𝗮𝗻𝘁𝗲 𝗽𝗲𝗮𝘂 𝗺𝗼𝗿𝘁𝗲
📌Mini-rasoir lavable miaraka amin'ny rechange lames 6 be izao
🎯Mety analana volomaso vao tracé tsara be mihintsy aminio, volovolo amin'ny tarehy,volombava....
🎯Manala peau morte sady malama tsara ny hoditra rehefa mampiasa azy
🎯Raha sensible ny peau dia afaka asiana talc à bébé kely ny hoditra mialoha ny hanala volo

☎️034 75 246 23
🛵 Livraison Tana -Province

𝗦𝗔𝗩𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗠𝗢𝗧𝗔𝗠𝗢 𝗦𝗔𝗗𝗬 𝗚𝗢𝗠𝗠𝗔𝗚𝗘 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗙𝗜𝗗𝗬 𝗛𝗢𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔🍠🍠🍠🍠🍠🍠( )👇Savony pure tamotamo vita avy any Afrique du Sud 🧼Manafotsy sad...
23/05/2024

𝗦𝗔𝗩𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗠𝗢𝗧𝗔𝗠𝗢 𝗦𝗔𝗗𝗬 𝗚𝗢𝗠𝗠𝗔𝗚𝗘 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗙𝗜𝗗𝗬 𝗛𝗢𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔🍠🍠🍠🍠🍠🍠

( )

👇Savony pure tamotamo vita avy any Afrique du Sud

🧼Manafotsy sady manala ny sela maty rehetra
🧼Na menamena na panda dia azo traité-na tsara aminy fa ho afaka soamatsara
🧼Manadio hatramin'ny anaty masokoditra rehetra(manala points noirs,mony, peau grasse

☎️034 75 246 23
🛵 Livraison Tana -Province

🔥𝗦𝗔𝗨𝗡𝗔 𝗚𝗔𝗜𝗡𝗘 𝗦𝗛𝗢𝗥𝗧 𝗧𝗔𝗜𝗟𝗟𝗘 𝗛𝗔𝗨𝗧𝗘🔥Coup de ❤️ tsara be ity gaine ity😍🔥Ity ilay tadiavinareo ilay mampihena sy mampifitina k...
14/05/2024

🔥𝗦𝗔𝗨𝗡𝗔 𝗚𝗔𝗜𝗡𝗘 𝗦𝗛𝗢𝗥𝗧 𝗧𝗔𝗜𝗟𝗟𝗘 𝗛𝗔𝗨𝗧𝗘🔥
Coup de ❤️ tsara be ity gaine ity😍

🔥Ity ilay tadiavinareo ilay mampihena sy mampifitina kibo be mihintsy taille haute tsara tafiakatra hatrany ambany nono io

🔥Sady misy doublure sauna ilay brüles graisses be tena tsara be qualité any.
🧸Dispo en toutes tailles hatreto sady afaka oentina isanandro atao anaty akanjo tsara mihintsy io❤️

☎️034 75 246 23
🛵 Livraison Tana-Province

🍀🍀𝗠𝗔𝗦𝗞 𝗠𝗔𝗚𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗚𝗥𝗘𝗘𝗡 🍀🍀        🍀𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁 𝗯𝗶𝗼 𝗮 𝗯𝗮𝘀𝗲 𝗱𝗲 𝘁𝗵𝗲 𝘃𝗲𝗿𝘁🍀( )🔥Mask manadio hodi-tava anaty 10minitra monja🔥🎈𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗮...
24/04/2024

🍀🍀𝗠𝗔𝗦𝗞 𝗠𝗔𝗚𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗚𝗥𝗘𝗘𝗡 🍀🍀
🍀𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁 𝗯𝗶𝗼 𝗮 𝗯𝗮𝘀𝗲 𝗱𝗲 𝘁𝗵𝗲 𝘃𝗲𝗿𝘁🍀
( )
🔥Mask manadio hodi-tava anaty 10minitra monja🔥

🎈𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗮𝘁𝗼𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘀𝗼-𝗸𝗼𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 (𝗿𝗲𝘀𝘀𝗲𝗿𝗲 𝗽𝗼𝗿𝗲𝘀)
🎈𝗺𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮 𝗽𝗼𝗶𝗻𝘁𝘀 𝗻𝗼𝗶𝗿
🎈𝗺𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝘁𝘀𝘆 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗱𝗶𝘁𝗮𝘃𝗮
🎈𝗺𝗶𝗵𝗮𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮-𝗺𝗲𝗻𝗮𝗸𝗮
🎈𝗺𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗼 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻𝘆 𝘁𝗮𝘀𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮
✔️✔️𝗔𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗶𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗵𝗼𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮

☎️𝟢𝟥𝟦 𝟩𝟧 𝟤𝟦𝟨 𝟤𝟥
🛵𝙇𝙞𝙫𝙧𝙖𝙞𝙨𝙤𝙣 𝙏𝙖𝙣𝙖-𝙋𝙧𝙤𝙫𝙞𝙣𝙘𝙚

21/04/2024

🚨🚨Aiza daholo ilay manjakely ato ô!!🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨🚨
𝗖𝗥𝗔𝗬𝗢𝗡 𝗧𝗥𝗔𝗖𝗘𝗨𝗥 𝗗𝗘 𝗦𝗢𝗨𝗥𝗖𝗜𝗟𝗦 𝗠𝗜𝗖𝗥𝗢𝗕𝗟𝗔𝗗𝗜𝗡𝗚 🖤🖤🖤🖤🖤🖤🖤


e_aza🤫
omeko manoro tsara fomba fampiasana azy

Couleur dispo:🖤Noir ou 🤎Marron
🫓 Pratique tsara sady mora ampiasaina kely
🫓Mahasoritra manja be ny volomaso
🫓😘😘Tonga dia alefaso ny commande sao tsy mahazo ry manjakely a!!!

🟥❤️Aza tara fa efa misy ato aminay ilay 𝗚𝗢𝗠𝗠𝗘 𝗘𝗣𝗜𝗟𝗔𝗧𝗢𝗜𝗥𝗘 🧽🧽🧽🧽🤜Enao sahirana amin'ny hoe crème sa rasoir...tsy any intson...
13/04/2024

🟥❤️Aza tara fa efa misy ato aminay ilay 𝗚𝗢𝗠𝗠𝗘 𝗘𝗣𝗜𝗟𝗔𝗧𝗢𝗜𝗥𝗘 🧽🧽🧽🧽

🤜Enao sahirana amin'ny hoe crème sa rasoir...tsy any intsony zao fa io gomme io dia mavita ny asa amin'ny fanalana ny volo rehetra na tarehy io na vatana(volombava,volotratra,volo tongotra,maillot,helika,volovolo amin'ny tarehy...)mahongotra hatraminy fotony tsara io sady ela be indray vao maniry avy eo
🤜Réutilisable afaka hampiasaina foana io sady vetivety dia madio fa tsy mila mandany fotoana intsony ( 😘)
🤜Aza tara fa stock limité ihany (tsy misy betsaka)
📞034 75 246 23
🛵 Livraison Tana -Province

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

0347524623

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Brihé cosmetika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share