Layah Jeevah

Layah Jeevah Vente Électronique, Téléphone, Ordinateur, SmartWatch.

14/10/2025

Bye² Rajoelina e

⭕RAVA NY ANTENIMIERAM-PIRENENAAraka ny fahefana feno ananan'ny Filohan'ny Repoblika dia noraisiny ny didim-panjakana man...
14/10/2025

⭕RAVA NY ANTENIMIERAM-PIRENENA

Araka ny fahefana feno ananan'ny Filohan'ny Repoblika dia noraisiny ny didim-panjakana mandrava ny Antenimieram-pirenena araka ny voalazan'ny Lalàm-panorenana.

Noho izany dia tsy maintsy tanterahana ao anatin'ny 60 andro hatramin'ny 90 andro aorian'izao fandravana izao ny fifidianana ireo Solombavambahoaka handrafitra ny Antenimieram-pirenena araka ny voalazan'ny Lalàm-panorenana.

Blindé reo Gendarme taraika eo à Nosy
11/10/2025

Blindé reo Gendarme taraika eo à Nosy

11/10/2025
Urgent !URGENT SOD MISY MISY MAHAFANTATRA AZFDACCIDENT ETO ROCADERATSARAEFATRA RAHARISON CLAUDES FRANCOIS EFA NALEFA ENY...
10/10/2025

Urgent !URGENT
SOD MISY MISY MAHAFANTATRA AZFD
ACCIDENT ETO ROCADE
RATSARAEFATRA RAHARISON CLAUDES FRANCOIS
EFA NALEFA ENY AM HJRA...(tsy noraisin'ny tany am homi)
MITONDRA MOTO RSZ FOTSY
TSISY DEFAUT MOTO NA KELY ARY
NIJANONA TAO ANATY EMBOUTEILLAGE LE MOTO
DE NOTRONGISINLE MAZDA AVY ATY AORIANA
MBA MAX PARTAGE MAX AZFD

30/09/2025

Tonga eny Ambohijatovo ny Mpitolona rehetra . N 4×4 iray mitondra Gendarme no nitarika lalana

RIP Gros Bras 😥Efa hita fa efa mirehetra le trano de Mbola miditra ihany satri enti-po MBA te hanana otran Sasan 🥺🥺
27/09/2025

RIP Gros Bras 😥
Efa hita fa efa mirehetra le trano de Mbola miditra ihany satri enti-po MBA te hanana otran Sasan 🥺🥺

Tsara ve ny Mangalatra ? Zavatra hafa no takiana de Zavatra hafa no atao 😮‍💨Fa aizaa ianareo milaza  hoe Mpitandrofilami...
25/09/2025

Tsara ve ny Mangalatra ? Zavatra hafa no takiana de Zavatra hafa no atao 😮‍💨
Fa aizaa ianareo milaza hoe Mpitandrofilaminana ? Fa maninona ianareo no tsy Hita ? Manino ianareo no tsy miaro ny fanana'olona ? 🥺🥺 Inona no tena Tanjona?

24h Mada
Real TV Madagasikara

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342770078

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Layah Jeevah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Layah Jeevah:

Shortcuts

Share