Murrah Shopping

Murrah Shopping ✅Vente des meubles
✅Produits Authentique
✅Frip
✅Fruit

any antananao ny penina afaka anoratanao ny ho avinao fa ts any antanany hafa
16/02/2026

any antananao ny penina afaka anoratanao ny ho avinao fa ts any antanany hafa

🔥 Ny olona tia anao marinatsy hanova anao ho olon-kafa…fa hanampy anao ho tena ianao.Bonjourne daholy 🤍👉 Raha mitady ten...
03/02/2026

🔥 Ny olona tia anao marina
tsy hanova anao ho olon-kafa…
fa hanampy anao ho tena ianao.
Bonjourne daholy 🤍
👉 Raha mitady teny manasitrana fo sy manome hery ianao,
eto no toerana ho anao.
Aza adino ny m’abonne 💫

“Na mafy aza ny andro, tadidio fa mafy noho izany ianao. 💪Ny olana tsy tonga handrava anao, fa hampatanjaka anao.Aza ave...
02/02/2026

“Na mafy aza ny andro, tadidio fa mafy noho izany ianao. 💪
Ny olana tsy tonga handrava anao, fa hampatanjaka anao.
Aza avela hangalatra ny fiadanam-ponao ny zavatra tsy voafehinao.
Mitsangàna hatrany, mitsikia, ary tohizo ny lalanao — misy zavatra tsara miandry anao eo aloha.” ✨
😘

01/02/2026

❤️💚Arahabaina feno fiadanana ho antsika rehetra 💚❤️

🪷🐔 AKOHO AFAPATY – Partie 2 🐔🪷

🌹Aimer
🌹 Like
🌹Partager

🐣 Dingana ara-teknika ho an’ny AKOHO AFAPATY – Partie 2 🐣

⚠️ Zava-dehibe
🔸 Tsara raha feno 1 andro vao esorina ao amin’ny toerana nanakotrehana azy ny zanakoho.

🌹📌 Jour 1
Thé spécial (3 ora voalohany)
💧 Rano matimaty : 1L
🍋 Citron : 1
🧂 Sira : 1 tsongo
🍬 Siramamy : 1 tsongo
➡️ Manampy amin’ny fanarenana hery sy fanesorana stress.

🌹🍽️ Sakafo
🔸 Omena aliment démarrage avy hatrany.

🌹🔸 Aorian’ny 3 ora : ➡️ Rano misy vitamines + antibiotiques
📆 Mandritra ny 3–5 andro
🔎 Miankina amin’ny tanjaka sy ny fahavitrihan’ny akoho.

🌹📅 Feno 5 andro

➡️ Atsahatra ny vitamines
➡️ Rano tsotra hatramin’ny 15 andro

🌹📅 Feno 16 andro

➡️ Vitamine tsotra (tsy misy antibiotique)
📆 3 andro
🎯 Hanala stress sy hanamafisana hery

🌹📅 Feno 19 andro

➡️ Atsahatra ny vitamines
➡️ Rano tsotra 3 andro

🌹📅 Feno 22 andro

➡️ Anti-coccidiose
📆 3 andro

🌹📅 Feno 25 andro

➡️ Atsahatra ny coccidiose
➡️ Rano tsotra 5 andro

🌹📅 Feno 30 andro (1 mois)

➡️ Ody kankana
ℹ️ Marihina fa misy ody kankana naturel ampiasainay
👉 Hozaraina tsikelikely eto amin’ny pejy

➡️ Aorian’izany : 🔸 Rano tsotra 5 andro
🔸 Avy eo atao ny vaccin Barika & Peste
💉 Rappel vaccin
🔹 Barika : 3 mois
🔹 Peste : 6 mois

🔁 Fampahatsiahivana manan-danja🌺
🔸 Ody kankana : isaky ny 2 mois
🔸 Coccidiose : atao alohan’ny ody kankana
🔸 Rano tsotra 5 andro no manasaraka azy ireo

📢 Fitsipika fototra
Alohan’ny traitement rehetra :
➡️ Vitamine tsotra (tsy misy antibiotique) 3 andro
📝 Ohatra
Raha hanao coccidiose + ody kankana :
➡️ Vitamine 3 andro
➡️ Rano tsotra 5 andro
➡️ Avy eo vao manome traitement
💚✨ Mirary fahombiazana sy vokatra tsara ho anao ✨💚

Raha violet no couleur préférée-nao, dia olona lalina, manam-panahy, saro-piaro amin’ny fony, nefa matanjaka ao anatiny ...
21/01/2026

Raha violet no couleur préférée-nao, dia olona lalina, manam-panahy, saro-piaro amin’ny fony, nefa matanjaka ao anatiny ianao 💪💜
ny ahy violet 💜💜💜
Ary inona ny anao ???
lazao ny couleur préférée anao fa ho lazaiko amnao oe otrany aona ianao 😁😘
abonné vous 💜

👉 Ny fangatahany famelan-keloka tsy mamafa ny ratra👉 Ny fahoriany androany tsy manafoana ny nataony omaly👉 Ny fanajanao ...
20/01/2026

👉 Ny fangatahany famelan-keloka tsy mamafa ny ratra
👉 Ny fahoriany androany tsy manafoana ny nataony omaly
👉 Ny fanajanao ny tenanao no laharam-pahamehana

Aza omena lanja intsony izay olona efa nanaporofofa tsy mahay mitandrina ny fonao.Ny fanajanao ny tenanao no dingana voa...
20/01/2026

Aza omena lanja intsony izay olona efa nanaporofo
fa tsy mahay mitandrina ny fonao.
Ny fanajanao ny tenanao no dingana voalohany ho amin’ny fiadanana. 😘

🌤️ Mety tsy hitanao izao ny hazavana, fa eo foana izy, miandry anao hanohy dingana kely indray. Dingana iray monja andro...
19/01/2026

🌤️ Mety tsy hitanao izao ny hazavana, fa eo foana izy, miandry anao hanohy dingana kely indray. Dingana iray monja androany dia efa fandresena.

🌸
19/01/2026

🌸

❤️
18/01/2026

❤️

13/01/2026

🤣🤣🤣

1807 j'aime, 62 commentaires. « »

✨💪 “Ny fiezahana kely isan’andro no mametraka ny fototra ho an’ny fahombiazana lehibe. 🚀 Aza kivy na dia sendra sakana a...
12/01/2026

✨💪 “Ny fiezahana kely isan’andro no mametraka ny fototra ho an’ny fahombiazana lehibe. 🚀 Aza kivy na dia sendra sakana aza ⛰️, fa ny ezaka tsy tapaka no manova ny ho avy 🌟. Ianao mahavita mihoatra noho izay eritreretinao! 💜🔥”

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Murrah Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share