13/11/2025
🌸 MINI PARAPLUIE AVEC TROUSSE :
Efa ankatoky ny fahavaratra isika izao ☀️, ka araraoty fa mora be !
👉 Mini parapluie – poignée en anneau
💼 Azo atao ao anaty sac à main
🌬️ Mahazaka rivotra tsara
☂️ Pliable
🌞 Mety amin’ny andro mafana
🌧️ Mety amin’ny andro manorana
👨👩👧 Pour homme, femme et enfant
🎨 Couleurs disponibles : Noir, Grenat, Bleu marine, Rose n**e, Violet, Vert, Bleu ciel
- Dimension de la trousse : 20cm x 8 cm
- Diamètre du parapluie : 90 cm
💌 Aza misalasala Mandefa hafatra miafina (Mp) na miantso mba handraisana ny commande-nao
☎034 10 043 78
🛵 Livraison : Tana ville
📦 Mandefa amin’ny faritra rehetra koa