YASMA En Ligne

YASMA En Ligne Web

🟨 Astuce manala Cellulite sy Vergeture Betsaka amintsika no maniry hanala ireo cellulite sy vergeture. Ity misy fikafika...
21/07/2025

🟨 Astuce manala Cellulite sy Vergeture

Betsaka amintsika no maniry hanala ireo cellulite sy vergeture. Ity misy fikafika tsotra sy mahomby azonao andramana!

ZAVATRA ILAINA:

🥔 Ovy (2 isa)

🍚 Bicarbonate de soude (1 sotrokely fihinana)

🍋 Citron (1 isa)

FOMBA FANAMBOARANA

👉1. Voasana sy sasana madio ny ovy roa, dia kikisana.

👉 2. Potserina ilay citron iray dia afangaro amin’ny ovy nokikisana.

👉 3. Ampiana bicarbonate 1 sotrokely fihinana.

👉 4. Afangaro tsara ireo rehetra ireo, na atao mixeur raha misy, dia tatavanina.

👉5. Iny ranony iny no ahosotra amin’ny faritra misy cellulite na vergeture.

👉 6. Avela hilona mandritra ny 20 minitra farafahakeliny

Azo atao isan’andro ary mety amin’ny karazana hoditra rehetra.

Alefa:-- Zaraina amin’ny namana mba ho hita sy hahasoa ny hafa koa!
Abonneo page fa hisy fizarana astuce IYASMA En Ligne En Ligne

  👉200 jetons 👉2paquets de cartes 👉Tapis Dealer ,BiG Blind ,Small Blind 0377465628 Livraison Tana - Province
20/07/2025


👉200 jetons
👉2paquets de cartes
👉Tapis
Dealer ,BiG Blind ,Small Blind
0377465628

Livraison Tana - Province

Rhum arrangé 🥂🍻🥂🍻15000 ar ny 1Raha maka + de 5 12000 ar70 cl👍 Misy karazany maro ary tena efa tsara lona👉 Amin'ilay mand...
11/06/2025

Rhum arrangé 🥂🍻🥂🍻
15000 ar ny 1
Raha maka + de 5 12000 ar
70 cl
👍 Misy karazany maro ary tena efa tsara lona
👉 Amin'ilay mandona tsara nefa mora atelina annn 🫣😉😉😉
👉 Afaka manao livraison

AZA ADINO FA MARO IREO JEUX DE SOCIETE ATO AMINAY, AFAKA LALAOVINA TSARA MIARAKA AMIN'NY FAMILLE,NAMANA,MPIARA MIASA SNS...
02/05/2025

AZA ADINO FA MARO IREO JEUX DE SOCIETE ATO AMINAY, AFAKA LALAOVINA TSARA MIARAKA AMIN'NY FAMILLE,NAMANA,MPIARA MIASA SNS 🎳🎳🎳🎳🎲🎲

🎊Jeux de société divers🎊
👇MARO IZY IREO AMBANY IREO FA ANAO NY SAFIDY 👇👇👇👇
♥️MISY HATRAMIN'NY POKER AO OA 🫣🫣
♥️MISY CARTE POKER PLASTIQUE IHANY KOA 🃏🃏🃏

👉Monopoly 40000 Ar
👉Uno 17 000 Ar
👉Ludo 35 000 Ar
👉Loto 25000 Ar
👉Dominos 25000 Ar
👉Mille bornes 25000 Ar
👉Poker 105000ar
👉Carte poker plastique 20000 Ar
👉Échec PM 35000 Ar
GM 45000ar
👉Taboo 65000ar
👉Scrabble 35000 ar

📞0377465628/ 0330138487
🚴Livraison Tana / mandefa faritra rehetra
Frais de livraison a partir 3000 ar à 5000ar

Déboucheur de toilettePrix : 4.5000arManao livraison Tanà / ProvinceContact 034 97 714 12
29/04/2025

Déboucheur de toilette
Prix : 4.5000ar
Manao livraison Tanà / Province
Contact 034 97 714 12

PROMOTION BEEE  Tapis+2 paquets de cartes +200 jetons Prix : 100.000ar Mp ou 0330138487Livraison Tana province
28/04/2025

PROMOTION BEEE

Tapis+2 paquets de cartes +200 jetons
Prix : 100.000ar
Mp ou 0330138487
Livraison Tana province

Poker Tapis + jetons 200 + 2 paquets de cartes 100000ar 0330138487-0377465628
28/04/2025

Poker
Tapis + jetons 200 + 2 paquets de cartes
100000ar
0330138487-0377465628

Efa Tonga n'y chocolat Dubaï Mmmh c'est délicieux Mp pour commander 0330138487_0377465628
26/04/2025

Efa Tonga n'y chocolat Dubaï
Mmmh c'est délicieux
Mp pour commander
0330138487_0377465628

HO AVY IZAO NY FETY, AZA ADINO FA MARO IREO JEUX DE SOCIETE ATO AMINAY, AFAKA LALAOVINA TSARA MIARAKA AMIN'NY FAMILLE,NA...
20/04/2025

HO AVY IZAO NY FETY, AZA ADINO FA MARO IREO JEUX DE SOCIETE ATO AMINAY, AFAKA LALAOVINA TSARA MIARAKA AMIN'NY FAMILLE,NAMANA,MPIARA MIASA SNS 🎳🎳🎳🎳🎲🎲

🎊Jeux de société divers🎊
👇MARO IZY IREO AMBANY IREO FA ANAO NY SAFIDY 👇👇👇👇
♥️MISY HATRAMIN'NY POKER AO OA 🫣🫣

👉Monopoly 40000 Ar
👉Uno 17 000 Ar
👉Ludo 35 000 Ar
👉Loto 25000 Ar
👉Dominos 25000 Ar
👉Mille bornes 25000 Ar
👉Poker 105000ar
👉Échec PM 35000 Ar
GM 45000ar
👉Taboo 65000ar
👉Scrabble 35000 ar

📞0377465628/ 0330138487
🚴Livraison Tana / mandefa faritra rehetra
Frais de livraison a partir 3000 ar à 5000ar

ARRIVAGE VAOVAO BE,♥️EFA MISY KOA NY MENAKA MANALAVA ORONA Prix 35000 arANKOATRA IREO DIA MBOLA MISY HATRANY IRETO 👇👇👇👇N...
15/04/2025

ARRIVAGE VAOVAO BE,
♥️EFA MISY KOA NY MENAKA MANALAVA ORONA
Prix 35000 ar
ANKOATRA IREO DIA MBOLA MISY HATRANY IRETO 👇👇👇👇
N'ose up daholo no anaran'izy Telo ireto fa Samy amin'ny asany
❤️Rose : manalava orona anaty fotoana fohy (15jours raha tena mazoto mampiasa )

Prix : 15000ar

❤️Invisible : eo noho eo Dia lava orona ( asitrika anaty orona) effet naturel

Prix : 25000ar

❤️Violet
Ity kosa sady anti ronflement ihany an ! Somary ela2 kely izy ( 1mois )

Prix : 20000ar

Manao livraison zahay n'a eto tana n'a faritra

037.74656.28 ou 0330138487

"Huile essentiel de girofle” 😍👍manala ny carie sy olimanara,manala fofombava,manasitrana aphte👍Fampiasana azy?👨diovina a...
14/04/2025

"Huile essentiel de girofle” 😍
👍manala ny carie sy olimanara,manala fofombava,manasitrana aphte
👍Fampiasana azy?👨diovina aloha ny nify,alaina ny vovo dia asiana an’ilay huile essentielle,atao nify marary ilay vovo mandritra ny 4mn.Aorinan’izay esorina ilay vovo fa ilay nify tsy kobanina

👍Ampiasaina indray isan’andro mandritra ny telo andro misesy
💋VITA MALAGASY
Sarany: 15000ar
😱Livraison possible tana/province
Contact:033 01 384 87

Address

Antananarivo
ITAOSY

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YASMA En Ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to YASMA En Ligne:

Share